Auteur/autrice : Adnews

Taom-pahavaratra 2025-2026 : Notombanana ny fampiharana ny asa tantsoroka

Nanomboka omaly ary haharitra hateloana ny adihevitra eo amin’ireo mpisehatra amin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza mahakasika ny tetikasa « Indice de vulnérabilité logistique (IVL) ».  Ny Humanité Inclu­sion no nandroso azy io, manoloana ny olan’ny fahafahana mamaly haingana ny filana anatin’ny fiatrehana ny loza sy ny tandindon-doza ary ny […]

Freedom 250 : Tsy mpanompon’ny mpitondra ny vahoaka…

“…Tsy sitrahana avy amin’ny asa ny fitovian-jo, ary tsy atolotra ny zo. Efa sitrahin’ny olona tsirairay amin’ny maha olombelona fotsiny izany”. 250 taona ny fahaleovantenan’i Etazonia. Nankalaza ny faha-250 taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia “Free­dom 250”, sy ny faha-160 taonan’ny fifandraisana ara-diplaomatika amin’i Mada­gasikara ny masoivoho amerikanina eto Madagasikara, omaly, tetsy Ankorondrano. […]

Nofitahin’ny rain-janany: Maty nokendain-dreniny ilay zaza roa volana

Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny tovovavy iray 17 taona, namono nahafaty ny zanany vao 2 volana monja, teny amin’ny kaominina Ambatomirahavavy, afakomaly. Notsindrominy tamin’ny hazo saingy tsy tapitr’aina, nokendainy sady nalentiny tao anaty rano io zaza io avy eo, araka ny fitantarany tamin’ireo olona nisambotra azy. Diso fanantenana tamin’ny rain’ilay rain-janany […]