Auteur/autrice : Adnews

Taux d’inflation et problème d’énergie: le futur gouvernement attendu au tournant

Le calme avant la tempête ? Le tant attendu nouveau gouvernement sera confronté à de nombreux défis… notamment l’inflation et l’énergie, ainsi que par rapport aux projets présidentiels annoncés. La future équipe exécutive aura du pain sur la planche. A commencer par l’Ariary. La monnaie nationale ne cesse de perdre […]

Taom-pambolena 2023-2024: nahatratra 380 000 kilao ny masomboly vary voazara

Manohana mivantana ny tantsaha mpamboly ny tetikasa “Purpa », vatsian’ny Banky afrikanina ara-bola, hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Notolorana kojakojam-pamokarana izy ireo, toy ny masomboly samihafa, sy zezika NPK sy organika. Nosantarin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), ny volana novambra teo, ny taom-pambolena 2023-2024. Misy ny lamina sy ny paikady mazava […]

Raharaha depiote Manakara: mpanao gazety nosamborina !

Nosamborin’ny polisy avy aty Antananarivo ny mpanao gazety Rakotomalala Rossignol, miasa any Manakara. Voalaza fa niditra antsokosoko tamin’ny kaonty  Facebook-n’ingahy depiote izy. Manara-maso akaiky ny Holafitry ny mpanao gazety. Tsy nampoizina ! No­samborina omaly folakandro, ny mpanao ga­zety, Rakotomalala Rossignol, miasa amin’ny Radio Zana­gasy ao Manakara. Polisy avy aty an-drenivohitra no naka azy tany […]