Ny mpamaky boky tao amin’ny « Bibliothèque communautaire Ambohimandroso » indray no nandray ny « Bibliothèques Mobiles », omaly. Tetikasa iarahan’ny Ressources éducatives Madagascar sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny fikambanana « Kianjan’ny Ankizy ». Tanjona ny hanentanana ny ankizy ho tia vaky boky ka hamerenana ny hasin’ny boky eo amin’ny fanabeazana sy ny fampianarana. […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiverenana eny ifotony: mila ampitomboina ny fahalalan’ny Malagasy
Firenena anisan’ny manana fahalalana voajanahary maro i Madagasikara sy ny Malagasy monina ao aminy. Misy amin’izy ireny no niova endrika… Niova zavatra hafa mihitsy aza taty aoriana ! Firenena niaina tao anatin’ny lamina voajanahary ny Malagasy. Ny voajanahary na ny zavaboahary no namolavola ny maha izy azy manontolo. Iray amin’ireny ny […]
Lalam-piofanana teknika: mahasarika tanora maro, mora ahitana asa haingana
Mahasarika tanora maro ny lalam-piofanana teknika eto Madagasikara. Azo lazaina ho toeram-panofanana manampy ny ankizy hahita asa avy hatrany izy io, raha ny fanadihadiana natao. Antony iray mahamaro sy mahatonga ny ankamaroan’ny ankizy sy ny tanora misafidy io lalam-piofanana iray io ny fitsinjovana ny asa hatao. “Efa misy taranja iray […]
Aza amosavina !
Raha atao indray mijery dia hita fa kofona ilay vahoaka malagasy amin’ny lafiny sosialy. Tafahoatra ary tsy azo atao ny mitazam-potsiny ny zavatra tsy mandeha eto amin’ny firenena. Ny hanongontsongoina ny maty rahateo dia ny tahotra ny handevim-belona. Sintonina dieny vao mandray fiaingana indray ny lamasinina haingam-pandeha. Tsy maintsy sorohina […]
Fantina sy fintina
Anisan’ny hataon’ny filoha Rajoelina laharam-pahamehana, manomboka amin’io taona ho avy io, ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fampananana asa. Ho tohizana koa ny fanomezana titra tany (titre vert) ny tanora nahomby amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Ho lasan’izy ireo tanteraka ny tany afaka dimy taona […]





