Tafaray ny tia sy ny manina teny amin’ny CCEsca Antanimena. Niara-paly sy nanokatra ny fahadimy taonan’ny tarika ny fianakaviamben’ny Reko Band, tamin’ny alalan’ny seho avo lenta sy matihanina tanteraka. Tontosa omaly, teny amin’ny CCEsca Antanimena, ny fampisehoana niarahana tamin’ny Reko Band. Fampisehoana nanokafan’ity tarika ity ny fahadimy taonany. Niavaka kely, […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Mitaky ny hisian’ny dinika ny Vondrona eoropeanina mba hanokafan’ny fitondrana varavarana hifampiresahana na efa lany aza ny filoha vaovao. “Tena ilaina ny fitoniana mialoha ny fifidianana depiote sy ben’ny Tanàna manaraka”, hoy Isabelle Delattre. Anisan’ny nanatrika ny fianianan’ny filoha Rajoelina teny Mahamasina, ny kandidà, Raderaniaina Sendrison. Teo koa ny kandidà […]
Fianianan’ny filoha : nizotra am-pilaminana ny lanonana
Tontosa antsakany sy andavany, ny lanonana fianianana sy fametrahana an-dRajoelina Andry, filoha voafidim-bahoaka, amin’ny toerana maha filoham-pirenena azy, natao teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Tonga maro, nanotrona izany ireo vahoaka malagasy, avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, notronin’ireo tomponandraikitra maro samihafa sy ireo vahiny nasaina. “Ilaina ny fiaraha-miasa […]
Ny atao no hita
Efa fantatra hatramin’ny ela ny olan’ny vahoaka ifotony fa ny fiatrehana fiainana andavanandro: tsy fandriampahalemana, vidim-piainana, tsy fisian’asa, famatsian-drano sy jiro, masomboly sy zezika… Tsy vaovao koa izay mamaky loha isan’andro ny ankamaroan’ny mpanao politika fa ny hambompo politika, ny ady fahefana, ny fangirihana na fiarovana tombontsoa… Amin’ny ankapobeny, […]
Filoha Rajoelina Andry : fiaingana vaovao ho amin’ny 5 taona
Nametraka fanamby maromaro ny filoha Rajoelina Andry ary efa fiaingana vaovao ho amin’ny 5 taona manaraka, taorian’ny fianianany natao ny sabotsy teo, izany. Niompana amin’ny sosialim-bahoaka kokoa izany. Anisan’ny fiaingana vaovao ao anatin’izany ny fiahiana ny maha olona. “Hitsinjo ny isan-tokantrano aho, indrindra ireo tena marefo. Lehibe sy mavesatra ary […]





