Tonga eto an-tanindrazana rehefa avy niatrika ny fihaonambe momba ny fiovaovan’ny toetry ny andro (Cop28) tany Dubai, ny 2 desambra ka hatramin’ny 11 desambra teo, Andriambololona Ny Felam-panantenana Mitia. « Fifanakalozana, fahafantarana ny zava-misy maneran-tany momba ny fiovan’ny toetry ny andro. Fahafahana naneho hevitra, sns. Tombony lehibe azo nandritra iny fihaonana […]
Auteur/autrice : Adnews
Karibotel Analakely : homem-boninahitra i Delacre
Mbola tsy mikatona ny fery… Saingy “ny mozika mitohy sy velona hatrany!”, hoy, hono, ny hafatr’i Delacre, araka ny nampitain’i Michael, zanany. Mitohy, araka izany, ny fanomezam-boninahitra ity andrarezin’ny mozika, izay vao lasa tamin’ny herinandro teo ity. Hisy ny “cabaret” manokana hatolotra ho an’i Delacre, homanin’i Mickael sy ireo mpanakanto […]
Tarika Reko- 5 taona : sokafana amin’ny fampisehoana ny fankalazana
Tarika anisan’ny zandriny nefa manana ny maha izy azy ny tarika Reko. « Niha lehibe tokoa izahay, ary nitombo niaraka tamin’ny taona. Tsy niova anefa ny kalitaon’ny mozika nahafantarana ny tarika.» hoy Zazah, solontenan’ny tarika. Hotanterahina ny alahady 17 desambra 2023, eny amin’ny CCESCA Antanimena, ny fampisehoana iarahana amin’ny Reko Band. […]
Akany Fanarenana : fanabeazana ny zazalahy latsaky ny 18 taona nandika lalàna
Betsaka ireo toerana fandraisana ankizy mandika lalàna eny anivon’ny fiarahamonina eto Madagasikara. Mandray an-tanana azy ireny ny tena andraikitry ny ivontoerana amin’ ny ankapobeny. Fitaizana zaza maditra ny fiantso ny Akany tamin’ ny andro fahiny. Fitaizana ireo ankizy tsy ampy taona izay manana olana amin’ ny fandikan-dalàna no fiantso izany […]
VAOVAO TAMBATRA
Misanda 4 898 Ar ny 1 euro, raha 4 640 Ar ny 1 dolara, omaly, teo amin’ny tsenam-bola. Nidina kely ny sandan’ny euro, satria efa tafakatra 4 917 Ar tamin’ny 11 novambra. Tsy mitsaha-miakatra kosa ny dolara, satria 4 500 Ar tamin’ny 1 desambra ary io efa manakaiky ny 4 […]





