20 taona aty aorian’ny fivoriamben’ny firenena mikambana miady amin’ny kolikoly (CNUCC), mitohy ny famongorana izany ho an’i Madagasikara. Singa iray mampitarazoka sy mamparefo ny Andrimpanjakana ny fisian’ny kolikoly anatin’ny firenena iray ary voakasik’izany i Madagasikara. Raha ny voka-panadihadiana navoakan’ny eo anivonn’ny ONG Traffic, nananika ny 21 000 ny isan’ny sokatra tratra nokasaina haondrana, ny […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Tanterahina any Mahajanga, nanomboka omaly 11 desambra hatramin’ny 17 desambra, ny fifaninanana “Challenge de Baobab”, andiany faha-15. Ny ligin’i Boeny no mikarakara ity fifaninanana ity, miaraka amin’ny Federasiona malagasin’ny basikety. Hiditra amin’ny herinandro faharoa, amin’ny fanazaran-tena iraisam-pirenena, taranja Judo, any Japon, Rasoanaivo Laura, Malagasy mpikatroka. Traikefa maro no azony any […]
Kitra – Cosafa Scolaire: iray vondrona amin’i Afrika Atsimo i Madagascar
Hanomboka rahampitso alakamisy ao Harare, renivohitr’i Zimbabwe ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, ho an’ny ankizy mpianatra «Cosafa U15», lahy sy vavy. Fifaninanana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika. Ao amin’ny vondrona «B» i Madagasikara miaraka amin’i Afrika Atsimo, Zambie, Angola ary i Namibie. Azo […]
Ramaherison M. Tafitasoa : efa tompondakan’ny “Ile de France”, Judo
Judokas malagasy, mila ravinahitra any Frantsa, Ramaherison Misetra Tafitasoa, vao 11 taona monja. Ao amin’ny Judo Club d’Asnières no misy azy ary mianatra amin’ny kolejy manokana momba ny Judo ao Levallois. Nanomboka nanao Judo i Misetra tamin’ny faha-4 taonany ary efa nisalotra medaly maro. Anisan’ny goavana indrindra ny nahazoany ny […]
« Grand Tournoi Antananarivo » : hifandona ny Elgeco sy ny CFFA
Vita tanteraka izay ny fifanintsanana isam-bondrona ny “Grand Tournoi Antananarivo” izay natao teny Ambohidratrimo. Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana indray izao. Hotontosaina eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, manomboka ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, ny ampahefa-dalan’ny «Grand Tournoi Antananarivo (GTA)», taranja baolina kitra. Araka ny valin’ny antsapaka omaly, teny […]





