Hanomboka anio, eny amin’ny zaridainan’ Antaninarenina, ny tsenaben’ny mpandraharaha. Hetsika mampivondrona amina toerana iray an’ireo mpiantsehatra rehetra eo amin’ny sehatry ny toekarena. Samy hampiranty ny fahaiza-manaony sy ny vokatra ataony avokoa ireo mpandraharaha samihafa. Mitentina hatrany amin’ny 261,1 miliara Ar ny vola azo tamin’ny fampidirana “fripy” teto Madagasikara, nandritra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Angovo azo avaozina: miasa ny Centrale solaire ao Marovoay
Vita tanteraka ny fananganana ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro (Centrale solaire) CS ao Marovoay. Azo tsapain-tanana ny firosoana amin’ny fampiasana ny angovo azo avaozina. Azo avy amin’ny masoandro ny 60% amin’ity famokarana herinaratra CS ity raha toa ka avy amin’ny milina mpihary herinaratra (Groupe électrogène) mampiasa solika mavesatra kosa […]
Tao anatin’ny herintaona : distrika 40 mahery nisitraka ny tetikasa ODOF
Nanome asa sy nampidi-bola ho an’ny tantsaha mpamokatra ny taninketsa indostrialy isaky ny distrika. Hotohizana ny tetikasa hoentina hampiroborobo ny famokarana anatiny. Fampiroboroboana ny indostria eny ifotony. Io ny tanjona napetraky ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria, ny varotra ary ny fanjifana tamin’ny alalan’ny tetikasa One district one factory […]
HVM: “Tsy mahamaika ny hiditra ao amin’ny fitondrana”
“Tsy ny fidirana ao anatin’ny fitondrana no mahamaika anay. Mety ho fiantraikan’ny fifampidinihana izany. Raha hatao izay fifampidinihana izay, sarotra ho anay ny hiditra ao anatin’ny governemanta hijoro eo. Sarotra ho anay ny hanaiky ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC)”. Io ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny HVM, Rasambany Alain […]
Randriamasinoro Rina: nahazo sazy mihantona roa taona
Nivoaka omaly ny didim-pitsarana ho an’ny sekretera jeneralin’ny antoko Tim, Randriamasinoro Tahiry Ny Rina ka roa taona, sazy mihantona, no azony tamin’izany. Anisan’ny niampangana azy ny fitarihana hetsika sy fidinana an-dalambe tsy nahazoana alalana sy ny fanaovana herisetra amin’ny mpitandro filaminana. Nosamborin’ny zandary teo Ambohijatovo, ny 2 oktobra teo, andro […]





