Auteur/autrice : Adnews

Général Richard Ravalomanana: Tolérance zéro envers les fauteurs de troubles

Les manifestations interdites ne seront plus tolérées. Le chef de l’Etat par intérim, le général Richard Ravalomanana a prévenu hier que des mesures seront prises à l’encontre de tous ceux qui enfreindraient de nouveau la loi. Fini la récréation. Des mesures strictes seront désormais prises envers ceux qui sèment le […]

“Fifanintsanana Mondial” : hihaona anio i Madagasikara sy i Ghana

Hanomboka anio ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”, izay hatao any Etats-Unis. Lalao voalohany ho an’i Madagasikara ny fifanandrinany amin’i Ghana. Hotanterahina anio, ao amin’ny kianjan’i Baba Yara Kumasi Ghana, ny fihaonana eo amin’i Madaga­sikara sy i Ghana, taranja baolina kitra. Lalao tafiditra amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ho […]

SOMBIM-BAOVAO

Nigadona omaly alina, tany Maorisy, ireo Mala­gasy mpikatroka, taranja Jiu-Jitsu, hiatrika ny “Open d’Afrique”, hatao rahampitso 18 novambra. Miisa 19 miana­dahy izy ireo, ka 6 vehivavy. Sokajy Juniors, Adultes ary Masters no hifaninana mandritra izany. Hotontosaina manomboka anio ary hitohy hatramin’ny 19 novambra, ny fiadiana ny tompondakan’ny ligin’i Vakinankaratra, taranja […]

Anjerimanontolo: nizarana aroloha ireo mpianatra

Fanentanana ireo tanora mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo mikasika ny arolozan’ny fifamoivoizana amin’ny fitondrana kodiaran-droa no nataon’ny ATT, ny alarobia teo. Amin’ny maha tanora ireo mpianatra, dia naompana tamin’ireo zavatra tsara hofantatra momba ny fitaovam-pitaterana be mpampiasa ny fanentanana. Lohahevitra fototra novoizina tamin’izany ny mikasika ny “fampiasana aroloha, miaro aina”. Maherin’ny […]