Mifarana, anio, ilay hetsika « Herinandron’ny Havàtsa-Upem » 2023. Anisan’ny nisongadina teny amin’ny Tranombokim-pirenena ny fivoahana boky. Iray amin’ireny ilay mirakitra ny sanganasan’i Loloniala. Nandritra ny «Herinandron’ny Havàtsa-Upem» 2023 no nanehoan’i Loloniala Anna Raherimanantsoa-Rakotomahandry (solonanarana : Loloniala) ny fivoahan’ny boky «Felan-tatamo : Ny Taniko, ny Teniko, ireo Tiako», mirakitra tononkalo 20. Mizara telo […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampivoarana ny toeram-ponenana : mahazaka rivodoza sy horohorontany ny fanorenana avy amin’ny polystyrène
Efa miha mivoatra hatrany ny fanamboarana sy fanorenana trano fonenena maneran-tany. Anisan’ny taotrano mahaliana ny ankamaroan’ny olona, ny fanorenana mampiasa ny polystyrène. Iray amin’ireo vinam-panavaozana ny toeram-ponenana eto Madagasikara ny fanorenana trano sahaza ny sokajin’olona sy mamaly ny filàny. Hatramin’ izay, biriky sy “parpaing” foana ny akora fototra nahazatra ny rehetra eo amin’ny fanorenana trano sy fotodrafitrasa. Mitondra vahaolana amin’ny alalan’ny teknika vaovao sy moderina amin’ny […]
Kandidà Andry Rajoelina : “Veloma hatreo ny tsy fananana asa…”
Nihazo ny any Atsinanana indray ny kandidà Rajoelina Andry, omaly. Anisan’izany ny tao Moramanga sy Brickaville. Nambarany fa hametrahana faritra indostrialy lehibe any an-toerana, ahitana orinasa afakaba , ho voavatsy herinaratra. “Ho veloma hatreo ny tsy fananana asa ho an’ny tanora. Hiasa mafy isika ahazoan’izy ireo asa. Efa miainga isika […]
FANTINA sy FINTINA
Nidina an-dalambe nanentana ny rehetra hampaneno sarom-bilany sy kiririoka ny Hetsiky ny firaisamonim-pirenena, omaly tamin’ny 12 ora atoandro, teto an-drenivohitra. Nambaran’izy ireo fa fanehoana antso sy taraina izany. Hitohy etsy Antsonjombe indray ny hetsiky ny kandidà 10, anio. Tsy hisy ny diabe tahaka ny mahazatra fa hifamotoana avy hatrany eny […]
Baomba be !
Nilatsaka ny vaovao efa nampoizina, omaly! Vaovao baomba be! Voatendry ho filoham-panjakana mpisolo toerana ny jeneraly Ravalomanana Richard. Tsy nahataitra ho an’ny efa mpamaky raharaha politika. Tohin’ny lojika amin’ny kajikajin’ny mpiantsehatra hatrany am-boalohany izany raha vao nanomboka niely ny feo fa hirotsaka ho kandidà ny filoha am-perinasa, Rajoelina Andry. […]




