Manoloana ny korontana nisy teto Antananarivo, tao anatin’ny 3 andro izay. Misy fiantraikany betsaka amin’ny fitadiavam-bolan’ireo taxi-moto ny savorovoro, raha ny fanazavan’izy ireo. «Tsy miombon-kevitra amin’ny fanakorontanana misy amin’izao fotoana izao ny Vovonan’ny mpitatitra taxi-moto eto Madagasikara (VMTM), raha ny fanambarana natoan’izy ireo tetsy Andohatapenaka, omaly. Tsy eken’izy ireo intsony […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
“Fihaonana araka ny literatiora ». Tanterahina ny takarivan’ny sabotsy 7 oktobra 2023, eny amin’ny La Galerie Mozaik Antsahabe, ny fihaonana araka literatiora, iarahana amin’i Michèle Rakotoson, mpanoratra. Ny mahakasika ny boky “Ambatomanga, le silence et la douleur” no resahina amin’izany. Mpisehatra eo anivon’ny haikanto sy literatiora maro samihafa no hiaraka […]
Festen: anio no hanehoan’ny tarika ny maha izy azy
Tontosaina anio hariva, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny seho ataon’ny Festen. Hetsika hanehoan’izy ireo ny rakikira “Repliçant” ho an’ny Malagasy mpankafy azy ireo. Ankoatra ny seho nataon’izy ireo omaly, nandritra ny fampisehoana nanokafana ny hetsika. Seho maneho ny maha izy azy ireo ranoray no hasehony mandritra […]
« Nofy maitso »: hiditra amin’ny andiany faharoa ny fifaninanana
Tanterahina any Toamasina, ny 16 hatramin’ny 22 oktobra 2023, ny fifaninanana “Nofy maitso”, “Slam poèsie” mifototra amin’ny tontolo iainana. Efa mandeha ny fifantenana isam-paritany amin’izao fotoana izao, ary izay mandresy isaky ny faritany no miatrika ny fifanintsanana nasionaly. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hanentanana ny olona, indrindra ny tanora, amin’ny […]
Fandrosoana ? Mitombo isa ny mpanoratra
Ankehitriny, maro be ireo sokajiana ao anatin’ny valaben’ny soratra. Ao ireo vantanina amin’ny anarana hoe «mpanoratra», misy koa ny ambara fa «poeta». Iraisan’ireo ny fandraisana penina, fanoratana ambony taratasy ary ny famoahana izany ho an’ny mpamaky. Anisan’ny mahavariana kosa ny fitomboan’ny isan’ny mpanoratra sy poeta amin’izao vanim-potoana izao. Midika ho […]




