Auteur/autrice : Adnews

Cisco Antananarivo Renivohitra : vitsy ny ray aman-dreny mahaloa manontolo ny latsakemboka Fram

Hatao any amin’ny Cisco Antsirabe, ao amin’ny kianja Velodrome, ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana 2023-2024, miaraka amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, anio. Vita ny herinandro voalohany nisantarana ny taom-pianarana 2023-2024 ho an’ny sekolim-panjakana sy ny sekoly tsy miankina sasany. Mbola mitohy ny fisoratana anarana ho an’ny mpianatra izay mbola tsy […]

Ambatovy: tantsaha miisa 2 100 nahazo fanampiana

Ao anatin’ny fomba fiasan’ny orinasa Ambatovy ny manampy ireo tantsaha entina hampiroborobona ny seha-piahariany. Tantsaha 2 100 ireo efa nahazo fanampiana avy amin’ity orinasa goavana ity eo amin’ny faritra iasa­ny.Tsy latsa-danja amin’izany ireo nahazo tohana tamin’ny fandraisana anjara tamin’ny tsenaben’ny «FIER-Mada 2023 ». Miisa 15 ny fikambanana tantsaha avy ao amin’ny distrikan’i Moramanga sy […]

« Salon de la créati­vité Voatra »: Manandratra ny vokatra vita malagasy

Hetsika ara-barotra, ara-toekarena, ara-pamoronana. Toy ny fanao isan-taona nanomboka ny taona 2013, hotontosaina ny 25 ka hatramin’ny 28 oktobra izao, eny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny hetsika « salon de la créativité Voatra » andiany faha 10. Tanjona ny fanohanana ireo orinasa madinika sy salantsalany (PME) eto amin’ny faritra Analamanga sy manerana […]

Taninketsa indostrialy: hanodina voatabia 1t isan’ora ilay milina ao Ambatondrazaka

Hamokatra voatabia voahodina hatrany amin’ny 1t ary hipaka mivantana amin’ny tantsaha mpamokatra ny tombontsoa azo avy amin’ny fametrahana ny milina mpanodina voatabia ao Ambatondrazaka. Toerana anisan’ ny mamokatra voatabia ny distri­kan’Amba­tondrazaka. Tafakatra 16 500 t isan-taona ny vokatra ao an-toerana. Tonga nanolotra milina mpanodim-bokatra ny filoham-pirenena ny sabotsy teo Ambalabako […]