Auteur/autrice : Adnews

« Drafitrasa Fia mora » : Jifaina 4 000Ar ny kilaon’ny trondro

Mbola ambany ny tahan’ny fihinanan’ny Malagasy hazandrano noho ny tsy fahefa-mividy sy ny antony samihafa. Natomboka eto an-drenivohitra sy haparitaka amina faritra maro ny drafitrasa « Fia mora », hanovana sy hampirisihina ny fihinanana trondro. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ilay drafitrasa « Fia  mo­ra » hanampiana sy hampirisihina ny Malagasy hihinana trondro. Vidiana […]

SOMBIM-BAOVAO

Kitra amboaran’ny filoha. Tsy tafavoaka tao amin’ny vondrona B ny ekipa voafantin’i Boeny, tompondaka farany, fifaninanana « Coupe du Président ». I Antsiranana sy i Fianarantsoa no miatrika ny lalao manasa-dalana. Araka izany, ny ekipa voafantin’Antsi­ranana no hifanandrina amin’Antananarivo eo amin’ny dingana manaraka. TMF Rally. Norombahan-dRasoamaromaka Faniry sy Randriambololona Mahenintsoa, mitondra ny […]

Amboaran’ny kaonfederasiona : 20 ireo mpilalaon’ny Elgeco lasa any Botswana

Hanainga anio, hihazo an’i Botswana, ny ekipan’ny Elge­co Plus Foot-ball Club. Hiatri­ka ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny am­boaran’ny kaonfederasiona (CAF). Fihaonana, hikatrohana amin’ny Gaborone United, ny sabotsy 19 aogositra ho avy izao, ao amin’ny kianja Gaborone. 20 ireo mpilalao hiatrika izany. Nanatevina ity ekipan’Analamanga ity i Feno, lohalaharan’ny Ajesaia […]

AS.NA.KU.FU.MA.BEH.MIRAY : niala tsiny tamin’ny federasiona ny Kung fu

Andro vitsy aty aoriana, nanao taratasy fialantsiny ho an’ny filohan’ny federasion’ny Kung Fu ny fikambanana AS.NA.KU.FU.MA.BEH.MIRAY. Voarakitra anatin’izany, izay nosoniavin-dRalaivelomaharavo Albert, filoha amperinasan’ny fikambanana, fa maneho ny fialan-tsiny tanteraka amin’ny Grand Maitre Rakotoarijaona Avoko sy ny fianakaviany ary ireo rehetra nahatsiaro tafintohina tamin’ilay fanambarana nataony, tamin’ny talata 1 aogositra, momba […]

Kitra D2 Nasionaly : 12 ny ekipa tafita amin’ny dingana faharoa

Nifarana ny alatsinainy lasa teo, ny lalao dingana voalohany “Ligue des Champions”-D2 Nasionaly. Ireo telo voalohany isam-bondrona no tafita hiatrika ny dingana manaraka. Tsy anisan’ireo ekipa tafita amin’ny dingana faharoa, fifaninanana “Ligue des Champions” D2 Nasio­naly, ny Five FC sy ny FC Rouge Analamanga. Miisa 12 ny klioba hiatrika izany […]