Auteur/autrice : Adnews

Groupement des forces spécialES d’intervention (GFSI) : Sivana manokana ny handraisana ireo miaramila

Manana ny hery vonjitaitra manokana ho azy ny Tafika Malagasy na ny Groupe­ment des forces spéciales d’intervention (GFSI). Miasa mangina saingy efa nahavita iraka maro. Miasa mangina hatrany ny hery vonjitaitra fiandry eo anivon’ny Ta­fika Malagasy, izay manana ny toby famaharany eny Ivato. Mifanome tanana amin’ireo antokon-tafika telo (an-tanety, an-dranomasina […]

FANTINA sy FINTINA

Haneho ny heviny momba ny fifidianana sy ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny antoko UNDD. Hotanterahina eny amin’ny trano fonenan’ny Pr Zafy Albert, Villa Franchise Ivandry izany ary iantsoana ny mpanao gazety. Tsiahivina fa mivoy hatrany ny fampihavanam-pirenena ity antoko ity. Mpanao politika fahatelo, noraisin’ny masoivohon’i Etazonia, i Claire Pierangelo, ny […]

“10 aogositra”: nihaona tamin’ny vahoaka ny mpanao politika

Teny an-kianja avokoa ny ankamaroan’ireo mpanao politika tamin’ny fanamarihana ny 10 aogositra, omaly. Anisan’ iza­­ny ny teo anivon’ny RMDM, nanatanteraka fihaonana tetsy Bel Air. Nanamarika ny fahefa-taony nijoroany sady nam­paha­tsiahy sy nampitaha ny 10 ao­gositra 1991 sy ny iainana amin’izao fotoana izao. “Fanavo­tam-pirenena ho an’ny demokrasia sy ny fampandrosoana izao raha […]

Asa vadidrano

  Efa miloko fety sy fifidianana eto an-tanàna, manginy fotsiny ny vakansy. Samy manao izay mahafalifaly ny sainy sy ny fony ny rehetra. Ny lalaon’ny Nosy efa manakaiky. Tsy tonga lafatra ny fanomanana saingy fanamby ny hahavita izany araka ny niheverana azy. Mirongatra ny fanankianana sy ny tsikera, manodidina ny […]

Fitsinjaram-pahefana miabo : mila filaminana politika ny fanatanterahana

“Ny tsy filaminana politika no olana tena atahoran’ny rehetra. Raha milamina sy tony tsara isika amin’ny lafiny politika, tsy misy olana goavana ny fanatanterahana ny fitsinjaram-pahefana miabo”, hoy ny tale jeneralin’ny fitsinjaram-pahefana eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany, Rabetahina Pascal Pierrot, ny amin’ny fanatanterahana ny fitsinjaram-pahefana miabo. Efa vonona ny mpiara-miombon’antoka amin’ny […]