Tonga nankahery ireo atleta malagasy handray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy 2023 hatao eto amintsika ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa sy ny minisitry ny Asa vaventy, ny Kly Ndriamihaja Andrianatrehina Livah ary ny minisitry ny Asa tanana sy ny haitao, Ratsiraka Sophie. Ireto minisitra ireto no mpiahy […]
Auteur/autrice : Adnews
Boriborintany V : 50 ireo ankizy nahazo fampianarana kabary sy kilalao malagasy
Nisokatra omaly alarobia ny andiany voalohany amin’ny fampianarana kabary sy kilalao malagasy eny anivon’ny boriborintany enina eto Antananarivo. Hetsika karakarain’ny Fitaleavana misahana ny haikanto, kolontsaina ary ny fiainam-piarahamonina eo anivon’ny CUA sy ny Manda mpikabary. Tilina sy andrasana amin’izany, ireo ankizy latsaky ny 15 taona. Tonga maro ireo ankizy nandritra ny […]
« Festival Somarôho 2023 »: Feno seho ara-kolontsaina ny hetsika
Tontosa omaly, tany Nosy-Be, ny fanokafana ny « Festival Somarôho » andiany fahafolo, sy ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny tarika Wawa. “Carnaval” lehibe, nanehoana ny mampiavaka an’i Nosy-Be no nanokafana ny hetsika. Vahiny sy teratany malagasy maro no tonga any an-toerana amin’izao fotoana izao. Hetsika ara-koltoraly sy ara-panatanjahantena maro samihafa no hameno […]
Kly Andrianarivo Rianatsiory : “Efa tsapa ny fihenan’ny tsy fandriampahalemana eto Menabe…”
“Tsy ho voafehy zato isan-jato ny tsy fandriampahalemana saingy efa tsapa kosa ny fihenan’izany eto Menabe…”, hoy ny fanazavan’ny kaomandin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Menabe, ny Kly Andrianarivo Rianatsiory. Azo lazaina fa milamina! Toerana anisan’ny mahasarika mpizahatany maro i Morondava, faritra Menabe. Ho an’ireo hitsidika ny tsingin’i Bemaraha dia lalana andalovana mihazo […]
INDRAY MIJERY
Notontosaina tao amin’ny distrikan’Ikongo ny fametrahana ny vatofototry ny EPP manara-penitra ao amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Ikongo. Nitarika izany lanonana izany ny lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana ao an-toerana, notronin’ireo olom-boafidy sy olom-boatendry amin’iny faritra iny. Amin’izao Herinandro maneran-tany ho an’ny fampinonoana amin’ny nonon-dreny izao, manamafy ny fanentanana, hametrahana toerana voatokana ho an’ireo reny mampinono […]




