Mamatsy vola fandaharana fanomanana orinasa ho an’ny tanora ao Moramanga ny orinasa Ambatovy. Atao izao ho fampiroboroboana ny toekarena ao an-toerana. Betsaka ireo tanora mpandraharaha hisitraka ity fandaharanasa ity. Natao ny 22 jona teo, ny fanombohana ny tetikasa ho an’Alaotra Mangoro, raha vita tamin’ny volana marsa teo kosa ny tao […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsy fampiasana ankizy: hanampy ny minisitera ny OIT
Nihaona tamin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Herindrainy Olivier, ny zoma 30 jona teo, ny talen’ny Fikambanana iraisam-pirenen’ny asa, OIT, eto Madagasikara, Seychelles, Maurice, Comores, Coffi Dominique Agossou. Anisan’ny lohahevitra noresahana ny nankatoavana ny sata vaovao mifehy ny harena an-kibon’ny tany sy ny fampiasana ny zaza tsy ampy taona. […]
Mampikony : tsy tanterahina ny didim-pitsarana
Tsy afaka namboly ny ankamaroan’ny tantsaha ao amin’ny fokontany miisa 10, any amin’ny distrikan’i Mampikony sy Port Bergé, ny taona 2022. Antony ny ady tany, any amin’ny fitsarana, eo amin’izy ireo sy ny orinasa tsy miankina iray. Nilaza ny tonia mpanatanteraky (SE) ny Sehatra iombonana ho an’ny fananantany (Sif), Raparison […]
Fandraharahana : natsangana ny CGA eo anivon’ny SIM
Hitodika amin’ny fanampiana torolalana sy hevitra ary lalam-barotra ho an’ireo orinasa madinika vao misondrotra ny ivontoeram-pitantanana (CGA), eo anivon’ny biraon’ny Sendikàn’ny indostria malagasy. Tafatsangana eo anivon’ny biraon’ny Sendikàn’ ny indostria malagasy (SIM) ny ivontoeram-pitantanana ho an’ireo orinasa madinika « Centre de gestion agréé » (CGA). Natao izao, entina hanampiana ireo orinasa madinika […]
INDRAY MIJERY
Hivoaka amin’ity taona ity ny andiana mpiofana taona 2021-2023 eny anivon’ny ivontoeram-piofanana rezionaly ara-pedagojia Antsirabe, ho an’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Nisy ny famelabelaran-kevitra nataon’ny tale misahana ny fampiofanana ara- pedagojia avy amin’ny minisitera foibe. Hivory indray rahampitso, eny Ankatso, ny mpikambana ao amin’ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo (Seces). Mbola maro […]




