Hampahafantarina, anio, raha tsy misy ny fiovana ireo ho mpikamban’ny governemantan’ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana. Maromaro ireo antoko politika nanao adisisika amin’ny hahazoana toerana amin’izany ary efa nihaona tamin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël teny Iavoloha, ny herinandro teo. «Nafotaka ny fifandresen-dahatra tamin’izany. Tao ireo nangataka ny hitazonana amin’ ny toerany […]
Auteur/autrice : Adnews
Jeneraly Ramakavelo Désiré: “Efa nanapotika firenena ny fiaraha-mitantana”
Naneho ny heviny manoloana amin’izao hijoroan’ny governemanta izao ny Jly Ramakavelo Désiré. Notsiahiviny tamin’izany ny tantara. “Sahy handika ny baikon’ny Vondrona afrikanina sy ny Sadc ve ny Praiminisitra amin’ izao? Satria napetraka sy nabaribarin-dry zareo hoe mila fiaraha-mitantana. Sahy hanohitra an’ izay ve izy aloha”? Io ny fanehoan-kevitry ny minisitry […]
Sasa-miandry
Vita kosa angamba izy izay? Andrasana, anio, araka ny tenin’ny Filoham-panjakana ny anaran’ny olona handrafitra indray ny governemanta vaovaon’ny fanavaozana. Asa iza no ho afa-panadinana ao? Iza no manam-bitana hamerina kilasy, ka ho afaka ny hanatevim-pahalalana indray? Miankina amin’ny mpanadina ny zava-drehetra. Raha ny tsilian-tsofina mandeha, efa anatin’ny fandinihana ny […]




