Nifarana, omaly teny amin’ny Lapan’ny fanatanajahantena Mahamasina, ny fifaninanana XXL Smatchin Ao Tsara, andiany faha-12. Voahosotra ho tompondaka ny Umagis sokajy lehilahy sy ny IUM sokajy vehivavy. Lalao famaranana tena nampitaintaina ny teo amin’ny sokajy lehilahy ary tany amin’ny segondra farany vao fantatra ny tompondaka. Isa 1 monja (76 no […]
Auteur/autrice : Adnews
DAKA AN-JORONY: Mason-tsokina, mason’omby io
Amin’ny fiainana, samy manana ny tanjony ny olona tsirairay avy. Tsy misy maniry ny ho resy izany fa ny ho tafavoaka ka tafita no tanjona. Toy izany koa amin’ny fanatanjahantena, ny handrombaka fandresena ka hibatana ny amboara no hilofosana andro aman’alina. Na izany aza, toy ny mason-tsokina, mason’omby io. Samy […]
Rallye Malagasy : Voafidy ho filohan’ny federasionina Rabekoto Jeannot
Nohamafisin’ny mpifidy ny toeran’ny filohan’ny tetezamita, nitantana ny “Federation sport automobile malagasy” (FSAM). Hitantana izany mandritra ny efa-taona Rakotobe Jeannot, izay mandimby an-dRakotofiringa Jimmy. Rabekoto Jeannot, fantatry ny rehetra amin’ny solon’anarana hoe : Nonot no lany hitantana ny Federation sport automobile malagasy (FSAM), mandritra ny fotoam-piasana 2026-2030. Tontosa afakomaly, teny amin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Natsahatra vonjimaika ny asan’ilay orinasa mpitrandraka vato fanorenana trano eny Ambohimalaza. Voamarina nandritra ny fanadihadiana sy fidinana ifotony notanterahin’ny One sy ny Medd ary ireo manam-pahefana isan-tsokajiny fa mivarina mivantana any an-drenirano ka mandoto ny rano manodidina ny rano avoakan’ity orinasa ity. Nodidina hanamboatra ny fotodrafitrasa misy fahasimbana ny orinasa […]
Fikambanan’ny Orinasa Malagasy : Hanatsara ny anjara toeran’ny mpikambana
Nanatanteraka fivoriam-be fanao isan-taona, tetsy Antsahavola ny fikambanan’ny orinasa malagasy (FOM), ny alakamisy 19 marsa 2026 lasa teo. Tonga maro nanatrika izany ny orinasa mpikambana sy mpiara-miombon’antoka maro. Dingana lehibe ataon’ izy ireo amin’ity taona ity ny hanamafisana ny anjara toeran’ireo orinasa madinika sy salantsalany (TPE sy PME) eo amin’ny […]




