Auteur/autrice : Adnews

INDRAY MIJERY

Fanintelony nifaninana hisitraka ny vatsim-pianarana “The Fulbrighte Foreign Student Program” i Toavina Mahasetra fa izay izy vao voaray. Hanohy ny fianarana ambony any amin’ny Rice University, any Houston, Texas, ny tenany. Manomboka amin’ity volana ity izy no hanao fikarohana momba ny fomba famokarana maharitra sy fananganana fotodrafitrasa indostrialy matanjaka. Nivoaka […]

Maroantsetra : Napetraka ny Sakana ara-pahasalamana

Ho fahamailoana amin’ny mety ho fiparitahan’ny valanaretina Mpox ao amin’ny Faritra Ambatosoa, napetraka any an-toerana ny sakana ara-pahasalamana. Nisy olona ahina ho voan’io aretina io tao anaty sambo “MS Yoan”, avy any Toamasina. Nidina ifotony avy hatrany ny OMC, niaraka tamin’ireo mpiasan’ny fahasalamana, nandray ny fepetra rehetra hifehezana ny mety […]

Paralympique: Nanohana ara-pitaovana ny minisiteran’ny Mponina

Fifaninanana hanasongadinana ireo atleta manana fahasembanana mendrika hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny sehatra iraisam-pirenena na amin’ny ranomasimbe Indianina Paralympique. Lalao hatao etsy Mahamasina. Omaly, notoloran’ny minisitry ny Mponina fanampiana ara-pitaovana ireo olona manana fahasembanana mifaninana ara-panatanjahantena ireo. Vary 15 gony sy kidoro 30 isa no nomena tamin’izany. « Tsy fifaninanana ara-panatanjahantena […]