Auteur/autrice : Adnews

Tontolo iainana : namboly hazo ny Miary Aid

Nanatanteraka fambolen-kazo teny amin’ny fokontany Anjomakely, kaominina Bon­gatsara, ireo mpikambana eo anivon’ny Association Miary Aid. “Anisan’ny tafiditra ao anatin’ny sata mifehy ny fi­kambananay ny fiahiana sy ny fiarovana ny tontolo iainana. Eo koa ny lafiny fanabeazana ka antony hanaovana izao hetsika izao”, hoy izy ireo. Tsy vitan’izany anefa fa eo […]

Herisetra ara-nofo : ankizy 3 isan’andro no lasibatra

Mitombo hatrany ny trangana herisetra sy fanolanana mahazo ny ankizy eto Ma­dagasikara na eo aza ny hetsika fanentanana isan-karazany hisorohana izany, raha ny nambaran’ny fikambanana TAO. Ankizy 3 isan’andro no lasibatr’izany manerana ny Nosy. Manampy izany ireo vehivavy tanora. Ankoatra izay, misedra olana maro samihafa izy ireo sy ny fianakaviany […]

Fiaraha-miasa : hanome traikefa ny Tafika malagasy ny Indonezianina

Nitsidika ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa, teny Ampahibe, afakomaly ny mpiraki-draharahan’ny Repoblikan’i Indonezia eto Madagasikara, M. Benny Yan Pieter Siahaan. Niarahaba ny MDN amin’ny naha voatendry azy ho minisitra sy hanamafy ny fanohizana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta no anton’izao fitsidihana izao, araka ny […]

Caisse d’Epargne Madagasikara : masoivoho vaovao eny Ambohitrarahaba

Tena namantarana ny Caisse d’epargne Madagasi­kara (CEM) hatramin’izay ny sehatry ny fitahirizam-bola. Nivoatra izany aty aoriana, niova sata ho sampandraharaha ara-bola madinika na mikraofinansa (IMF) izy, ka efa misy koa ny fampindramam-bola nanomboka ny taona 2019. Mitombo koa ny isany manerana ny Nosy, ka notokanana, omaly ,4 avrily, ny masoivoho […]