Auteur/autrice : Adnews

Rafi-pampianarana : “Sahirana ny sehatra tsy miankina”

Efa lany teny amin’ny parlemanta ny lalàna mifehy ny rafi-pampianarana vaovao eto Madagasikara saingy miandry ny didy fampiharana. Misedra olana mifandraika amin’izany anefa ny tsy miankina. Naparitaka eny anivon’ny sokajy na vondrona voakasika mivantana (firaisamonina sivily, Vo­vonan’ny sekoly tsy miankina… ireo sekoly tsy anaty fikambanana) ny lalàna ho fampahafantarana ary […]

Orange Pro League : tafita amin’ny « Play off » koa ny Cosfa

Taorian’ny Fosa Junior Boeny, tafakatra amin’ny dingan’ny “playoff” an’ny fifaninanam-pirenena, taranja baolina kitra, “Orange Pro League” (OPL) ihany koa ny Cosfa Analamanga. Manana isa 23 ny ekipan’ny miaramila amin’izany, ary miray vondrona izy ireo sy ny Fosa Junior Boeny, ao amin’ny kaonferansy avaratra. Vaovao tsara ho an’ny miaramila, hita omaly, […]

Kitra any ivelany : hanala vela amin’ny Barça ny Real Madrid

Hotanterahina anio ny lalao miverina amin’ny fiadiana ny “Coupe du Roi 2023” Espaniola, taranja baolina kitra. Hihaona amin’ny Bar­celone FC ny Real Madrid. Fifanandrinana hotontosaina ao amin’ny kianjan’ny Camp Nou. Hanala vela ny Real Madrid, lavon’ny Barça, tamin’ny isa 1 no ho 0, nandritra ny lalao mandroso natao tany Santiago […]

Boxe française : hiatrika fiofanana ireo mpitantana amin’ny savate

Ho fanomanana ny fifaninanana iraisam-pirenena, hiditra amin’ny fampiofanana ireo mpitantana eo amin’ny savate sy ny canne de combat, ny federasiona malagasin’ny savate boxe française et disciplines associées (FMSBF/DA). Mizotra araka ny tokony ho izy ny fandaharam-potoanan’ny federasiona malagasin’ny sa­vate boxe française et disciplines associées (FMSBF/DA). Taorian’ny fahavitan’ny fifaninanam-pirenena, natao tany […]