Fitaovana iray manatsara ny fahasalamana eny anivon’ny fiarahamonina ny fisian’ny mpanentana ara-pahasalamana (AC). Tsy mbola azo heverina anefa ny hanome karama azy ireny fa tohana no nozaraina hatramin’izay, hoy ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka. Nanomboka namatsy vola ny fanatanterahana ny fahasalamana eny ifotony i Madagasikara, ny taona 2009, niaraka tamin’ ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Kitra – LDC 2023: hanala vela amin’ny Dortmund ny Chelsea
Hotanterahina rahampitso ny lalao ampahavalon-dalana miverina ny fifaninanana Ligue des Champions (LDC) 2023. Hihaona amin’ny Chelsea, klioba anglisy ny Dortmund BVB, klioba Alemà. Lalao hotanterahina ao amin’ny Stamford Bridge. Hanala vela ny Chelsea, resin’ny Dortmund tamin’ ny isa 1 no ho 0 izy ireo ny 15 febroary lasa teo. Lalao […]
Alley Hoop FIBA 3×3 : mbola hisy fifaninanana iray amin’ity taona ity
Nifarana tanteraka, omaly, ny fifaninanana Alley Hoop FIBA 3×3, taranja basikety, andiany faha-4, nokarakarain’ny RDJ. Fifaninanana tafiditra indrindra ao anatin’ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny Radio des Jeunes ity hetsika ity. Niavaka tanteraka ny fifaninanana satria nisokatra ho an’ny sokajy maro tsy toy ny mahazatra. Nisy ny sokajy U17, U23, senior, […]
Randriamiandrisoa Nicolas de Gonzague: mpanao taekwondo malagasy sangany ao Frantsa
Efa heno matetika eo amin’ny tontolon’ny taekwondo, indrindra ao Frantsa, Randriamiandrisoa Nicolas de Gonzague. Mitantara ny niantombohany teo amin’ity taranja ity izy, izay efa 31 taona niangaliana ny taranja. Nanao Karaté tao Antsirabe ny taona 80, Randriamiandrisoa Nicolas. Nahazo ny tepana mainty 1er Dan. Nampianaran i Maître Richard tao amin’ny […]
Orange Pro League : nandresy ny Disciples FC ny Elgeco Plus
Niampy telo ny isan’ny Elgeco Plus, ao amin’ny kaonferansy atsimo. Resin’ ny Elgeco tamin’ny isa 1 no ho 0 ny Disciples FC. Lalao teo amin’ny andro fahavalon’ny fifaninanana Orange pro league. Fihaonana natao teny amin’ny kianjan’ny Elgeco plus, By – pass, ny sabotsy 4 marsa lasa teo. Niady tanteraka ny […]




