Auteur/autrice : Adnews

Financement des élections: la Ceni renvoie la balle à l’Etat

Les échéances électorales se rapprochent, mais l’incertitude plane encore sur le budget, estimé à 144 milliards d’ariary. Alors que la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) poursuit les lobbyings pour obtenir les fonds nécessaires au financement, elle estime que la première responsabilité incombe en premier à l’Etat. «Comme il s’agit d’une […]

Mandalo an-tanindrazana: manomana ny faha-35 taona nikosehana kapila i DJ Dina

Anisan’ireo mpikosoka kapila zokiny i DJ Dina. Maro ireo mahatsiaro ny fahatanorany tany amin’ny manodidina ny taona 2000 tany, raha maheno ny anarany. Monina any andafy ity mpikosoka kapila malaza ity, saingy mandalo matetika eto Madagasi­kara ihany. Eto indrindra izy izao, manomboka ny fankalazana ny faha-35 taona nikosehany kapila, amin’io […]

Compagnie Miangaly: miaina sy fitaratry ny fiarahamonina ny teatra

“Miaina ary fitaratry ny fiarahamonina ny anjara asan’ny teatra”, hoy ny filohan’ny fikambanana Com­pagnie Miangaly, Razafi­arison Fela, raha niresaka tamin’ny mpanao gazety tetsy Analakely, omaly. Manana ny anjara asany ny teatra ary tokony homena sehatra sy an­jara fitenenana. Anisan’ny mampivelatra ny kolontsaina sy ny firenena ary ny maha olom-pirenena ny […]

« 7ème Dimanche classique » : hanafana ny AFT i Rindra R.

Amin’ny alalan’ny rantsantanana no hivoahan’ny aingampanahy ! Hanaporofo io fomba fitenin’ny mpitendry zavamaneno io i Rindra Ramarosandratana. Tafiditra ao anatin’ny hetsika «7 ème Dimanche classique» karakarain’ny Madagascar Mozarteum, hitendry ny sanganasan’ireo andrarezin’ny mozika klasika maneran-tany izy. Fampisehoana hotanterahina etsy amin’ny AFT Andava­mamba, ny alahady 5 marsa izao, manomboka amin’ny 4 […]

Teatra Vakivakim-piainana: hiverina ny fampisehoana tantara an-dampihazo

Tontosaina anio eny amin’ ny Ivokolo Analakely ny “Teatra Vakivakim-piainana”. Fampisehoana an-dampihazo notakarina tamin’ny tantara foronina “Vakivakim-piainana”, nosoratan’Ihari­lan­to Patrick Andriamanga­tiana na IPA. Fiaraha-mia­san’ny Office national des arts et de la culture (OFNAC) sy ny fikambanana AKO no nahatanterahana izao hetsika izao. Efa vonona hatramin’ny ela ny mpikarakara sy ny mpandray […]