Tsy mbola resy mihitsy i Irlande. Ny Trèfle avy any an-toerana no eo amin’ny laharana voalohany amin’ny fifaninanana izay ho tompondakan’ny Eoropa “6 Nations”. Manana isa 15 miampy “Difference de points” (DP) 51. Resin’i Irlande tamin’ny isa 34 no ho 20 i Italia. Lalaon’ny andro fahatelo ny fifaninanana notanterahina tao […]
Auteur/autrice : Adnews
Volley-CAVBZone 7: nahazo fandresena ny Stef’Auto avy eto Madagasikara
Niditra tamin’ny lalao faharoa ny ekipan’ny Stef’Auto Atsinanana, omaly, ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny klioba tompondakan’ny faritra faha-7 (CAVBZone 7), ao Maorisy. Nahazo ny fandresena voalohany izy ireo. Nanitsy ny lesoka ny Stef’Auto ! Taorian’ny faharesena azony, ny alahady lasa teo, nanoloana ny Tampon Gecko Volley ball […]
Fahasalamana sy ny 8 marsa : Raikitra ny hetsika “Sarobidy ny aiko”
Hiova tsy ho tahaka ny mahazatra. Natsidiky ny minisitry ny Mponina, Soafilira Princia, miaraka amin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny Pr Andriamanantany Zely, tetsy amin’ny HJRA, omaly, ny hanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Tafiditra ao anatin’ny hetsika ny fitsaboana mitety vohitra :”Fanabeazana ny ankizivavy, fizakan-tenan’ny vehivavy, antoky ny fampandrosoana […]
Tetikasa tanamasoandro : nahazo tsindry amin’ny fananan-tany ireo mponina
Nitaraina tamin’ny firaisamonina sivily Rohy teny Ambatonakanga ireo mponina voakasiky ny tetikasa trano mora eny Imerintsiatosika, omaly. Mahazo tsindry amin’ny fananan-tany efa nositrahany ireo solontenan’ny mponina. Mahatratra 980 hektara ny tany natokan’ny fanjakana anaovana ny tetikasa eny an-toerana. “340 hektara ny tanim-panjakana tafiditra amin’io fa tanin’olon-tsotra avokoa ny ambiny”, hoy […]
“Fambolen-kazo 2023”: nisafidy an’Andranovelona sy Vakinankaratra ny Star
Tontosa tamin’ny herinandro teo ny anjara fambolen-kazo nataon’ny STAR. Toa ny tamin’ny taon-dasa, nisafidy an’Andranovelona, toerana misy ozinin’ny orinasa, mamokatra ny Eau Vive izy ireo. Teo ihany koa ny faritra Vakinankaratra izay misy ozinina sy masoivoho Star. Zanakazo 20.000 isa no novolen’ny mpiasa tamin’ireo faritra roa ireo. Nahitana kininina, zakaranda, […]




