Auteur/autrice : Adnews

Antsirabe: tratra ny andian-jiolahy mitam-piadiana

Tohivakana ny fanafihana mitam-piadiana ao an-tanànan’ Antsirabe. Manoloana izany, nanao hetsika manokana ny polisy hamongorana tanteraka izany. Tratra tamin’ ny ampahany, ny faran’ny herinandro teo, araka izany, ny andian-jiolahy tompon’antoka tamin’ny fa­nafihana mitam-piadiana tao Ambala­vato, Ambohimena, Mandani­resaka ary Verezambola sy toerana hafa. Tratra niaraka tamin’izy ireo koa ny basy vita […]

“Kidnapping”- Morarano chrome: mitaky 200 Tapitrisa Ar ny mpaka an-keriny

Mangataka volabe aman-tapitrisa maro ireo jiolahy mpaka an-keriny tao Morarano chrome . Izany no takalon’ny famotsorana ireo takalon’aina telo eny am-pelatanany. Taorian’ny fifampiresahana an-telefonina na­taon’ireo mpaka an-keriny tamin’ny fianakavian’ireo takalon’aina ao Ambo­himanarivo-Morarano chrome. Mitaky vola mitentina 200 tapitrisa Ar ireo jiolahy ho tambin’ny famotsorana azy telo. Vola an-tapitrisa maro mampitolefika […]

D’un sport à l’autre

Très isolée et critiquée depuis l’annonce du retrait de l’équipe de France de Wendie Renard, suivie par plusieurs autres internationales (Marie-Antoinette Katoto, Kadidiatou Diani, Perle Morroni et Griedge Mbock), Corinne Diacre a reçu le soutien du syndicat des entraîneurs français. L’Union nationale des entraîneurs et cadres techniques du football français […]