Auteur/autrice : Adnews

Aft Andavamba : mitohy ny fety ho an’ny mpankafy Slam

Taorian’ny hetsika zoma mahafinaritra teny amin’ny Ivontoeran’ny Kolontsaina Malagasy na IKM Antsaha­vola dia eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo na AFT Andavamamba indray ny ambohipihaonan’ny mpankafy Slam poésie ny asabotsy 18 febroary 2023.Tafiditra ao anatin’ny hetsika “Ça claque”. Hetsika karakarain’ny AFT Andavamamba miaraka amin’ny fikambanana Madaga­slam. Tafaverina indray ny hetsika “Ça […]

Taona 2023 – Fandraharahana : hirotsaka amin’ny fikarakarana lanonana ny MK Pro

Nitombo iray ny orinasa mijoro ara-dalana hisehatra eo amin’ny fikarakarana lanonana. Tontosa tetsy Tsiadana, omaly, ny fampahafantarana ny fijoroan’ny MK Pro sy ny asa hosahaniny. «Tokony hiroborobo ny fandraharahana eo amin’ny fikarakarana lanonana satria manan-talenta ny Malaga­sy », hoy Manjaka Rakoto David, mpanorina ny MK Pro, omaly, tetsy Tsiadana. Faha­roa, homena […]

Jery taratra…Tsy miandry ny tsy afaka

Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny datim-pifidianana naroson’ny Ceni. Amin’ny 9 novambra ny fifidianana filohan’ny Repoblika fihodinana voalohany, ary amin’ny 20 desambra ny fihodinana faharoa, raha misy. Andrasana ny hamoahan’ny governemanta ny didim-panjakana fihaikana mpifidy. Ho ao anatin’izany ny fe-potoan’ny firotsahan-kofidina, ny fampielezan-kevitra… Ny governemanta izao sa ny vaovao […]

« Raharaha Allan »: olona 10 nalefa eny Antanimora

Niakatra fampanoavana afakomaly hariva ireo olona 10 voasaringotra tamin’ilay vono olona mahatsiravina tetsy Andavamamba, ny herinandro teo. Taorian’izay, naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora avokoa izy 10. Isan’izany ireo mpivady voatondro ho atidoha nikotrika ny raharaha, ny rahalahin’ilay lehilahy sy ireo namany. Fantatra nandritra ny fanadihadiana fa resaka hofan-trano no namonoana […]

Tsy afa-miala !

Mazava ny lalan-kizoran’ny firenena ankehitriny. Tsy maintsy miroso amin’ny fanovana ny fitondrana. Miditra amin’ny fampidirana ekipa vaovao indray, hiara-hanamory ny lamasinina. Fito volana mialoha ny fametrahan’ny filoham-pirenena fialana , filaharam-be ny fanaterana CV na ny antontan-taratasy hifantenana ny hiondrana. Fepetra maromaro no takina amin’izay hifantenana, toy ny fandraisana anjara mavitrika […]