Auteur/autrice : Adnews

Utop 2023 : andrasana ny fahatongavan’ilay kalaza, i Benoit Girondel

Raikitra ny fifaninanana “Utop 2023”! Hotanterahina ny 12 hatramin’ny 14 mey 2023 izao, ny andiany faha-14 amin’ny hazakazaka Utop. Manodidina ny 2000 mahery ny isan’ny mpihazakazaka handray anjara ary andrasana ny fahatongavan’ilay mpihazakazaka vahiny, i Benoit Girondel, izay mpandresy indroa nisesy ny taona 2017 sy 2018. Ho tazana ihany koa […]

Basikety : nifandanja i Mayotte sy ny Malagasy

Nifarana, omaly, ny lalao ara-pirahalahiana notantera­hin’ny ekipan’i Mayotte teto Madagasikara, izay nifanandrinan’izy ireo tamin’ny ekipan’ny GNBC sy ny Cospn. Nifandanja tanteraka ny fihaonana teo amin’ny roa tonta, satria isa 2 monja (75-73) ny nandavoan’i Mayotte ny ekipan’ny GNBC sy Cospn nitambatra, omaly, teny amin’ ny Lapan’ny fanatanjahantena, Mahamasina. Nanan­tombo ry […]