Tontosa ny faran’ny herinandro teo tany Frantsa, ilay fifaninanana «French G1 Poomsae Open 2023 Paris», eo amin’ny taranja Taekwondo WT. Anisan’ireo mpitsara, i Nicolas Ragonz. Miisa 270 ny mpandray anjara tamin’ity fifaninanana ity, ka na tsy nanana solontena aza isika teo amin’ny mpikatroka, notendren’ny mpikarakara hiandraikitra ny lafin’ny fitsarana kosa […]
Auteur/autrice : Adnews
Andraikiba: Fiara 4×4 nifatratra tany anaty rano
Nifangaro ny tsindry hisatra sy ny hitsaka fandodona, nifatratra tany anaty rano ny fiara tsy mataho-dalana iray tao Andraikiba, nandritra ny andron’ny mpifankatia, afakomaly. Nanararaotra ny fotoana natokana ho an’ny olon-droa, niala sasatra teny amoron-drano ireto mpifankatia ireto. Nitondra fiara ny lehilahy kinanjo nifandiso ny tongony. Voahitsaka tamin’izany ny hitsaka […]
Esport : masoivohon’ny Orange vaovao i Rayan
Taorian’ilay naha tompondakan’i Afrika an’i Mamitiana Herilanto Ralainaivo na Rayan, teo amin’ ny «e-Football 2023» iny, nosafidin’ny orinasa Orange Madagasikara ho lasa masoivohon’izy ireo i Rayan, amin’ny taranja e-sport. Fifanarahana izay natao teny amin’ny biraon’ny Orange, Ankorondrano, omaly. 22 Taona i Rayan, tsiahivina fa ny filalaovana ny “jeux videos” no […]
Haihaingo sy Lamaody : hatao any Toamasina ny “Mihamy Mada Fashion” 4
Hiditra amin’ny andiany fahaefatra amin’ity taona ity ny “Mihamy Mada Fashion”. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, hotontosaina any Toamasina indray ny amin’ity, ny 6, 7 ary 8 avrily ho avy izao. Ity no hetsika goavana indrindra hanasongadinana ny tontolon’ny asa famoronana, anatin’ny haihaingo sy ny […]
FMI : miankina amin’ny toekarena sinoa
Miankina amin’ny fiverenan’i Chine ny toekarena eran-tany, raha ny fahitan’ny FMI azy. Hiakatra 5,2 % ny toekarena sinoa amin’ity 2023 ity ary 4,5 % amin’ny taona 2024. Amin’ny ankapobeny ny fisokafan’ny toekarena sinoa dia tombontsoa ho an’ny toekarena eran-tany, hoy ny mpanadihady iray ao amin’ny FMI. Eran-tany, hitombo 2,9 % […]




