Navoaka ny volana septambra 2022 ny didim-panjakana manambara fa 250 000 Ar ny karama farany ambany ho an’ny mpiasa. Nisy ny tohana nentin’ny fitondrana ho an’ny vondron’ny mpampiasa hanamaivanana ny vola mivoaka amin’ny tompona orinasa vokatr’izany. Mitohy ny dinika sosialy amin’ity taona ity hitazonana io karama farany ambany io fa tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
Vaky ny fefilohan’i Sisaony: olona 582 nafindra toerana vonjimaika
Vokatry ny fahavakisan’ny fefilohan’i Sisaony, olona 250 no voatery nafindra toerana haingana niaraka amin’ny fokontany roa voahodidina ranobe, omaly alina, ary mbola nitohy ny tapany maraina. Noho ny fahavakisan’ ny fefilohan’i Sisaony, lasa nosikely Ambohidava Ampitatafika ary mitoka-monina tanteraka. Trano 50 mahery no nentin’ny fefiloha tamin’ny rivodoza tamin’ ny taona […]
AFT Andavamamba : hampiranty ny kantony i Eugene Raharison
Hanatanteraka varotra fampirantiana eny amin’ny Alliance Française Antananarivo na AFT Andavamamba, ny 7 febroary hatramin’ny 24 febroary 2023, i Eugene Raharison, mpanao hosodoko sy sary. “Sourire et Sérénité” io no lohahevitra havoitrany mandritra io fampirantiana io. “Nofidina manokana ny lohahevitra ho fanehoana ny zava-misy iainan’ny olona ankehitriny sy ny fankaherezana […]
Fashionomics Africa – Lamaody: tafakatra famaranana i Sih Rakoto
Anisan’ny sehatra lehibe aty Afrika ahafahan’ny mpamorona lamaody mandray anjara ny hetsika karakarain’ny Fashionomics Africa. Taorian’ny fifanintsanana ny 23 janoary teo, fantatra fa tafiditra ao anatin’ny antsoina hoe Top 12 hiatrika ny famaranana Rakotoasimbola Sitraka Harimalala na i Sih Rakoto eo amin’ny sehatry ny asa famoronana lamaody sy fitafy ary […]
Taona 2023 : hizara vaovao i Stenny
Stenny, mpanakanto malagasy mivoy ny « Rock fiderana ». Anisan’ireo nanatrika ny fivoriamben’ny mpanakanto ny talata lasa teo izy. Nandritra izany no nanontaniana ny tohin’ny lalan’i Stenny eo amin’ny mozika amin’izao fotoana izao. « Hisy vaovao maro hozaraiko amintsika mpankafy amin’ity taona 2023 ity. Hihaona matetika isika ary ho henonareo tsikelikely ny hira […]




