Taterin’ny ben’ny Tanàna, fa miha-ratsy ny zava-misy any amin’ny kaominina Ankilimalinike, distrika Toliara II. Sahirana ara-pivelomana ny mponina vokatry ny tsy fisian’ny asa. Vahaolana ny hanokafana ny Base Toliara. Tandindomin-doza ! Nohitsian’ny ben’ny Tanàna Ankilimalinike, Mahatoro Longin, fa manjaka ny asan-jiolahy any amin’io kaominina io, satria tsy manana asa ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tazomoka ao Vangaindrano : nofanina ireo lehiben’ ny CSB miisa 56
Ao anatin’ny faritra mbola ahitana aretina tazomoka betsaka ny ao amin’ny distrikan’i Vangaindrano. Nofanina hanaraka ny kalitaon’ny fitsaboana ity aretina ity, ireo lehiben’ny CSB miisa 56 any an-toerana. Avy amin’ny tobim-pahasalamana tsy miankina any an-toerana ny telo amin’ ireo nahazo fiofanana. Tanjona ny hisitrahana fomba fitsaboana ny aretina tazomoka mitovy […]
Tatitry ny BNGRC : olona fito maty, 14 tsy hita popoka
Miisa fito ireo maty vokatry ny fandalovan’i Cheneso. Vehivavy tototry ny trano ny iray tamin’izy ireo raha ny tatitra voaray avy amin’ny BNGRC, omaly. Mahatratra 13 ireo tsy hita popoka tao anatin’izany. Mbola tsy naharenesam-baovao ny dimy tamin’izy ireo. Mahatratra 10 728 ireo olona tsy maintsy nafindra toerana vokatry ny fiakaran’ny […]
Association Zanak’i Gasikara: nanohana ara-tsakafo ny voafonjan’i Betroka
Nanampy ireo voafonja voatazona ao Betroka ny fikambanana Association Zanak’i Gasikara (AZIG). Ondry roa, vary roa gony, zava-pisotro no natolotra ho azy ireo ny alahady lasa teo . Mba niova tamin’ny balahazo ny sakafo nozaraina ireo voafonja. Nofaranana tamin’ny lanonana namalifaliana azy ireo ny hetsika. 280 ireo voafonja nisitraka ny […]
Nanome toky ny fanjakana: azo antoka ny Paracétamol eto amintsika
Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny alalan’ny fitaleavana miandraikitra ny fanafody “Agence du Médicament de Madagascar”, mahakasika ny vaovao tsy marina miely momba ny fanafody Paracétamol tonga eto amintsika. Mandalo fanaraha-maso sy fitiliana avokoa ny fanafody rehetra miditra eto Madagasikara izay vao mivelatra eny amin’ny fivarotam-panafody, raha ny tatitry ny […]




