Sahirana ara-tsakafo avokoa ny distrika fito amin’ny 11 mandrafitra ny faritra telo any Atsimo Atsinanana ( Vatovavy-Fitovinany ary Atsimo Atsinanana), araka ny valin’ny fanadihadiana momba ny zava-misy ara-tsakafo sy ny tsy fanjarian-tsakafo ary ny fahafatesana (Smart), natao ny taona 2022. Amin’ny ankapobeny, mahatratra 6,1% ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika […]
Auteur/autrice : Adnews
Apipa: tsy atahorana ny fiakaran’ny rano
Nanome toky ny Apipa, misahana ny lemak’Antananarivo, omaly, fa tsy misy atahorana ny fiakaran’ny rano na eo aza ny ora-mikija. 0,33 ny haavon’i Sisaony eo amin’ny maridrefin’Ampitatafika. Niakatra 0,03 ny rano tao anatin’ny 24 ora ary mbola hiakatra ao anatin’ny 12 ora manaraka. 2,50m ny refy filazana loza manambana miloko […]
CUA – Tetikasa lalankely: nahazo fitaovam-panadiovana ny orinasa SMA
Nisitraka fitaovam-panadiovana avy amin’ny fikambanana GRET ny orinasa SMA (orinasa monisipaly misahana ny fanadiovana), omaly. Notanterahina tetsy amin’ny Mikoja Ampasapito ny fanomezana izany. Natolotra azy ireo nandritra izany, ny fitaovam-panadiovana sy fitaovana fiarovana amin’ny asa fanadiovana. Toy ny akanjo aro-orana, baoty sy kapa fitondra amin’ny orana, kifafa, satroka ary borety. […]
Japoney sy Pam: manohana ny sakafo an-tsekoly
Nanomboka ny taona 1998 no efa niara-niasa ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny masoivoho japoney miasa eto amintsika manatsara ny kalitaon’ny fampianarana. Miompana betsaka amin’ ny fampivoarana ny fizarana sakafo an-dakilasy ny fanohanany. Nanampy tamin’ny fampivorana ny sakafo an-tsekoly koa ny fampiasana ny fomba fiasa japoney Seikatsu Kaizen teny anivon’ny Farimbon’ […]
Voka-dratsin’i Cheneso: olona iray maty tao Andapa, 2 434 ny traboina
Namoizana aina iray ny vokatry ny rivodoza Cheneso ho an’ny faritra Sava. Betsaka koa ny lalana simba noho ny rotsakorana betsaka. Mbola ahina ny habetsahan’ny rotsakorana ka mila mailo. Zaza iray namoy ny ainy tany Andapa (faritra Sava) vokatry ny fiakaran’ny rano avy amin’ny rotsakorana nentin’ny rivodoza, araka ny tatitry […]




