Auteur/autrice : Adnews

Morondava: sefo fokontany matin’ny dahalo

Manjaka ny tsy fandriampahalemana. Nitrangana vono olona tao amin’ny fokontany Antsaribao, kaominina Ana­laiva, distrika Morondava ny alin’ny alatsinainy teo. Maty voatifitry ny andian-dahalo nirongo basy ny sefo fokontany tao an-toerana, tokony ho tamin’ny 12 ora alina. “Nanafika tao amin’io tanàna ireo dahalo ka namantana tao amin’ny trano fonenan’ity sefo fokontany”, […]

Fisolokiana : lehilahy vosambotra, nilaza ho mahavita «visa Schengen»

Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora, ny alatsinainy teo, ny raharaha momba ilay mpisoloky pasipaoron’olona. Nilaza ho mahavita pasi­paoro sy «visa Schen­gen» ny tenany ka na­na­raraotra izay sendra azy. Efa nahazo vola mitentina 4.900. 000Ar mihitsy izy ka nanjavona tsy hita popoka intsony. Ny volana novambra teo, nifankafantatra tamina lehilahy iray […]