Auteur/autrice : Adnews

Jeneraly Rakotonirina Richard : “Tsy ekena ny fanakoron­tanana”

“Amin’izao ankatoky ny fety izao, indrindra ny taom-baovao izao: tsy ekentsika ny fanakorontanana na avy amin’iza na iza. Mijoro ny Foloalindahy malagasy ary ao an-damosin’ny filohan’ny Repoblika, miaro ny safidim-bahoaka.” Io ny nambaran’ny minisitry ny Fiarovam-pirenana sady minisitry ny Raha­raham-bahiny mpisolo toerana vonjimaika, ny jeneraly Rakotonirina Richard, teny amin’ny Cercle […]

VPHM :”Mila fikaonandoha ny toe-draharaham- pirenena”

Maro ny fitantanan-draharaha tsy ara-dalàna sy tsy ara-drariny eto amin’ny firenena amin’izao, raha ny fijerin’ny eo anivon’ny Vondrona politika hafa miray (VPHM) ta­min’ny fanambarana navoakany, omaly. “Izany indrindra no mahatonga ny maro an’isa miantso fikaonandoham-pirenena, hialohavan’ny fikaonandoham-paritra handinihana indrindra ny lalàmpanorenana tena izy, azo hametrahana ny andininy momba ny fiarovana […]

Andriamarotafika Soava : “Hanjakan’ny fahamarinana ny lisi-pifidianan vaovao eo”

Ao anatin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy izao. Mby aiza? Maneho ny fijeriny ny mpampakateny eo anivon’ny Ceni, Andriamarotafika Soava: “Mihevitra izahay fa ny hoe fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy dia tena fanisana vaovao. Koa izao lisitra vaovao izao dia tena hanjakan’ny fahamarinana..” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Aiza […]

Piment Café Behoririka : haneho ny mozika rock ry Roova

Hiavaka tsy tahaka ny ma­­hazatra ary hafana. Hi­aka-tsehatra etsy amin’ny Piment Café Behoririka, ra­hampitso zoma ny “Rock sy ny revintsika”, iarahana amin’ny tarika Roova sy ny mozikany. Hoentiny an-tsehatra amin’izany ireo hira maro nahafantarana azy. Anisan’izany ny “Ny ranomasoko”, ny “Tsy anjara”, ny “Mitonantonana”… Mpanakanto efa tsy zo­viana amin’ny maro […]