Nanana ny nampiavaka azy ny Malagasy sy i Madagasikara raha ny tontolon’ny kolontsaina, fomba amam-panao, ny fady… Noezahin’ny mpanjakazaka an-tanin’olona nopotehina izy ireny mba hampalemy ny tompon-tany. Maro ireo niova endrika, niova dika, niova bika, sns. Very sy latsaka eo an’elanelan’izany rehetra izany ny tanora miaina amin’izao vanim-potoana izao. Mitady […]
Auteur/autrice : Adnews
Kitra: hiato ny fifaninanana OPL
Hiditra amin’ny andro fahefatra ny fifaninanam-pirenena taranja baolinakitra “Orange Pro League” (OPL), rahampitso asabotsy sy ny alahady ho avy izao. Aorian’izay, nanapaka ny Club de football Elite de Madagascar (CFEM), fa hiato kely ny fifaninanana, manomboka ny 12 desambra ho avy izao, noho ny fampivondronana ireo mpilalao voaantso handrafitra ny […]
Rugby: hanao fivoriambe tsy ara-potoana ireo ligy 13
Taorian’ny fahavitan’ny fifidianana ho filohan’ny Malagasy Rugby tany Toliara ka nahatafaverina indray an-dRakotomalala Marcel, hitantana izany dia nisy ny fanambarana nataon’ireo filohan’ny ligim-paritra tsy nandray anjara tamin’izany latsa-bato izany. “Tsy afaka mitonona ho mpitantana ny rugby eto Madagasikara, i Marcel satria tsy nankatoavin’ny World Rugby sy ny Rugby Afrique ary […]
Bodybuilding-Tompondaka eran-tany : nahavita ny fandanjana omaly ireo atleta
Anio vao tena hanomboka ny fiadiana ny tompondaka eran-tany taranja bodybuilding, taona 2023, hatao any Thailand, rehefa avy nilanja ireo atleta malagasy miisa dimy, omaly. Hiakatra an-tsehatra voalohany anio, Andriatsilavina Joseph na i Tsilah kely. Hifaninana rahampitso kosa i Marinjara Maurice, Randrianarimanana John Mario na i Bigman ary Randrianasolo Nantenaina […]
Judokas jamba : efa any Japana i Nampoina
Efa nigadona any Japana, omaly 8 desambra maraina, Rakotoarivelo Nampoina Daniel, ilay judokas malagasy manana olana ara-pahitana, miaraka amin’ny mpanazatra azy, Sensei Ranjatoson Antsa. Hiatrika ny fifaninanana “Grand Slam pour les malvoyants” izy, hanomboka ny 11 desambra izao. Efa nanomboka omaly ihany ny fanazaran-tenan’i Nampoina ary salama sy matanjaka tsara […]




