Nidera ny ezaka vitan’ny Akio ny Kaonfederasiona afrikanina handball (CAHB) sy ny Federasiona iraisam-pirenena (IHF). Araka izany, nolazain’izy ireo fa afaka mandray ny fifanintsanana ho an’ny lalao afrikanina i Madagasikara. Nambaran’ny Dr Feteh Weldesenbet, mpikambana eo anivon’ny Kaonfederasiona afrikanin’ny taranja handball (CAHB), omaly, fa afaka mandray lalao fifanitsanana amin’ny lalao […]
Auteur/autrice : Adnews
Kolontsaina: hitombo isa ny mpampianatra valiha
Rehefa nandalo dingana telo, hamoaka mpampianatra valiha ny Valiha Académie na ilay foibe fikarohana sy fampianarana momba ny zavamaneno eo ambany fiahian’ny Zanabaliha. Fantatra fa tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny dingana sy fanatrarana ny tanjona fampivelarana ny kolontsaina malagasy sahanin’ity foibe ity izao famoahana mpampianatra valiha izao. « Naharitra 3 taona […]
Namarana ny fankalazana ny faha-120 taona : nahazo mpikambana vaovao ny Akademia Malagasy
“Akademia Malagasy: sehatra avo lenta ifampizarana amin’ny rehetra ny fahalalana an’i Madagasikara sy ny Malagasy”. Teny filamatra nosafidin’ireo mpikambana mahefa, nitondrana ny fanamarihana ny faha 120 taona io. . Nofaranana tamin’ny lanonana, izay nandraisana ireo mpikambana vaovao izany, tetsy amin’ny foibe etsy Tsimbazaza, omaly. 2 no noraisina ho mpikambana mahefa. […]
Tontolon’ny mozika: hiaka-tsehatra ry Jô Bee
Mpanakanto avy any Toamasina. Ry Jô Bee indray no hitondra ny mozikany, etsy amin’ny Le Zoma Faravohitra, ny zoma 2 desambra izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva. Efa tsy zovina amin’ny maro intsony eo amin’ny sehatry ny lanonana sy fety isan-karazany ireto mpanakanto ireto, indrindra amin’ny fanaovana “cover” hirana mpanakanto […]
Famoahana boky: nanolotra ny « Vorona ô! Le messager” i Edith Barijaona
Notontosaina omaly ny lanonam-panolorana ny boky nosoratan’i Barijaona Edith, zanak’i Barijaona sy O’Suzah, sy ny fanolorana mari-boninahitra ho an-dRafidimalala Robert, mpanakanto. Natolotr’i Barijaona Edith, zanaka vavy fahatelon’i Barijaona,mpanakanto sy O’Suzah vadiny , ny boky “Vorona ô! Le messager”, omaly. Nisy ny lanonam-panolorana ny boky teny amin’ny tranombokim-pirenena Anosy. Izay natrehin-dRamatoa […]




