Nifarana omaly, teny amin’ny Kianja Oceanis Park Ambohidratrimo, ny fifaninanana nokarakarain’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, nitondra ny anarana “Basket Unity Game”. Nisongadina ny ekipa avy eto an-toerana raha ny vokatra omaly. Nivoaka ho mpandresy ny ekipan’ny AS Saint Michel nanoloana ny ekipan’ny Hammers avy atsy Maorisy. Isa 74 no ho 38 […]
Auteur/autrice : Adnews
“Cosafa Women’s Cup” : Nofaranan’i Mozambika ny dian’i Madagasikara
Ratsy ny vokatra azon’ny Barea Ladies, omaly, tany Afrika Atsimo. Niondrika teo anatrehan’i Mozambika, tamin’ny isa mazava 2 no ho 0, ny ekipantsika. Mangoron-damba ny Barea amin’ity Cosafa ity. Tapitra hatreo ny lalana ho an’ny Barea, sokajy vehivavy, amin’ny fifanintsanana ho an’ny firenena aty amin’ny faritra atsimon’i afrika, “Cosafa Women’s […]
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra manomboka ny volana marsa ny sidina mampitohy ny faritra Atsinanana sy ny avaratry ny Nosy, ataon’ny kaompania Madagascar Airlines. Handalo ao Toamasina, Nosy Boraha ary Sambava ny sidina izay ho ataon’ny fiaramanidina LET-410. Mahazaka mpandeha hatramin’ny 17 ny fiaramanidina. Ny mpandeha kosa, afaka mitondra entana hatramin’ny 20 kilao. Mety […]
Fananan-tany : Tsy maintsy haverina amin’ny Malagasy ny tany
“Tsy mbola nanao sonia taratasy fanamarinan-tany ho ana teratany vahiny na iray aza ny tenako”, hoy ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny fananan-tany, ny Jly Lylison René de Rolland, mahakasika ny raharaha etsy Ankadifotsy Befelatanana, misy ireo tokantrano 52 tafo voakasiky ny fanesorana eo amin’ny tany. Nambaran’ireo mponina […]
Fampandrosoana: Manome lanja ny fiompiana ny minisitera
Hiova ny tontolon’ny fiompiana. Nankatoavina ny desambra 2025 teo ny Drafitrasan’ny sehatry ny fiompiana eto Madagasikara (PDSEM). Hiroso amin’ny fanatanterahana azy amin’izay ny fitondram-panjakana, ankehitriny, izay hanome tsirim-panantenana lehibe ho an’ny tantsaha mpiompy. Marihina fa avy amin’ny fiompiana ny 5,1 % ny harinkarena faobe (PIB), amin’izao fotoana izao, ka tsy […]




