Auteur/autrice : Adnews

FANTINA sy FINTINA

Notendren’ny Papa LĂ©on XIV ho evekan’i Port Victoria atsy Seychelles ny mompera Rasamison Landry Philippe. Pretra relijiozy avy amin’ny Ordre des Frères mineurs capucins (OFMCap) izy ary Malagasy voalohany voatendry ho eveka any amina firenena ivelan’i Madagasikara. Tsiahivina fa nohamasinina ho pretra ny taona 2000 ny tenany. Mavitrika amin’ny fisoratana […]

Fiahiana ny traboina any Toamasina : Mampandry fahalemana ny Foloalindahy

Miatrana efa ho telo andro ao Toamasina, manampy ny efa any an-toerana ireo mpitandro filaminana avy aty Antananarivo. Maherin’ny 600 isa izy ireo izao nahetsika izao. Mazava ny toromarika nomen’ny Praiminisitra lehi­ben’ny governemanta, Rajao­narivelo Herintsalama fa tafi­ditra amin’ny fanamafisana ny fandraisana andraikitry ny fitondram-panjakana izao hetsika izao. Any an-toerana rahateo […]

Masa-bary maito kitoza

  Raha ny fandaharam-potoan’ny filohan’ny fanavaozana sy ny vaovao avy any ivelany, hisy ny fihaonana amin’ ny filoham-panjakana malagasy sy ny filoha frantsay, raham­pito. Fihaonana izay be mpanaraka tokoa satria handra­sana izay tapaky ny roa tonta mandritra ny dinika. Niara­han’ny rehetra nahalala rahateo fa ny fialana ambany vahoan’ i “reny […]

Frantsa sy madagasikara: hihaona ao Paris ny filoha roa tonta

Hihaona amin’ny filoha Frantsay, Emmanuel Macron ny filoham-panjakana, Randrianirina MichaĂ«l, rahampitso. Anisan’ny ho voaresaka ny mahakasika ny fiatrehana ny takaitra navelan’ny rivodoza. Hotanterahina rahampitso ny fihaonana eo amin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina MichaĂ«l sy ny filoha Frantsay Emma­nuel Macron. Fihaonana tanterahina ao amin’ny Lapam-panjakana ElysĂ©e. Anisan’ny horesahina ny fiaraha-miasa marolafy […]

Ambatoroka : Rangahy 50 taona naratra mafy voadonan’ny moto

Nisehoana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona indray tetsy Ambatoroka, manoloana ny daba fanariam-pako, ny sabotsy alina, tokony tamin’ny 11 ora latsaka fahefany. Raim-pianakaviana to­kony ho 50 taona, naratra mafy voadonan’ny moto ma­rika Sym Jet Power, miloko mainty sy volomboasary, teny an-toerana. Nandeha an-tongotra tamin’ny sisin-dalana izy io, no voafokan’ilay moto ka nianjera […]