Auteur/autrice : Adnews

Raha tsy mitandrina : Ho levona ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao eto Imerina

Tahaka ny faritra rehetra eto Madagasikara, manana ireo kolontsaina mampiavaka azy ny eto Imerina. Atahorana ny ho simba na ho very sy ho levona tanteraka ao anatin’ny fotoana vitsy, anefa, izany… Hira, dihy, firafitry ny tra­no, fomba isan-karazany… Manana ny mampiavaka azy ny eto Imerina. Mandalo fotoan-tsarotra anefa izany. Tsy […]

VAOVAO TAMBATRA

Vonona hiara-kiasa amin’i Madagasikara i Alemaina amin’ny lafiny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro. Nitsidika ny minisitra Andrianavalona Herizo ny masoivoho Olivier Knoerich, omaly 3 jona. Nankasitrahin’ny minisitra izany fahavononany izany, sady mila atao anatin’ny mangarahara. Mila jerena ihany koa ny sehatra hafa izay tena laharam-pahamehan’ny vahoaka sy ny fanjakana […]

Famatsian-jiro ho an’ny Jirama : Nofoanana ny fifanarahana amin’ny Henri Fraise & Cie

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny 2 jona teo, ny fangatahana fahazoan-dalana ho an’ny Jirama, hamarana ny fifanarahana amin’ny orinasa Henri Fraise Fils & Cie (HFF). Voakasik’izany ny fanofan’ny Jirama ireo gropy mpamokatra herinaratra any Mahajanga sy ny fandoavana ireo taratasim-bidy mifanaraka amin’izany. Efa tapitra tamin’ny 31 desambra 2025 rahateo ny […]

Seranan’i Toamasina: Mitohy ny disadisa ao amin’ny SMMC

Nitondra fanazavana mahakasika ny olan’ny orinasa sy ireo fifanarahana natao ary ny tombontsoa iraisan’ny mpiasa ny solontenan’ny mpiasa eo anivon’ny orinasam-panjakana “Société de manutention des marchandises conventionnelles” (SMMC) ao Toamasina. Tokony haverina, hoy izy, ireo mpiasa miisa 9 tamin’ireo 13 mianadahy noroahin’ny tale jeneraly teo aloha tsy ara-drariny. Ankehitriny, efa […]

Fifaninanana ara-drariny : Antoka ho an’ny fampandrosoan’ ny indostria

Mandray anjara amin’ny fampivoarana ny toekarena ny fifaninan’ny indostria eto an-toerana. Hahafahan’ny vokatra malagasy miatrika ny fanambin’ny tsena iraisam-pirenena izany. Nasongadin’ny mpitantana eo anivon’ny Sen­dikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), filoha teo aloha tao amin’ny vondrona ary filohan’ny Technopet, i Hassim Amiraly, ny Politikam-pifaninanana sy ny fampandrosoana ny toekarena. Novelabelariny ny […]