Auteur/autrice : Adnews

« Festival 321 »: Herinandro ho an’ny dihy ankehitriny

Iray amin’ireo zavakanto sy kolontsaina manavanana ny Malagasy ny dihy. Tsy ny fahiny ihany no nahatazanana izay fa ny ankehitriny ihany koa. Hanamafy izany ny hetsika « Festival 321 ». “Dihy sy tantara”. Io ny lohahevitra nosafidian’ny Compagnie Rary, hitondrana ny “Festival 321”, andiany faha-7, amin’ity. Hatao mandritra ny 7 andro izany, […]

VAOVAO TAMBATRA

Feno lavaka sy lozoka ny manamorona ny lalam-pirenena RN1 any Tsiroanomandidy. Izany dia vokatry ny fitrandrahana volamena ataon’ny olona, indrindra any amin’ny mihazo ny fokontany Ambohibary Kofay any Fihaonana Tsiroanomandidy. Avy any amin’ ny fokontany Ankaditapaka sy Ambohibary Kofay ireo olona ireo. Nidina tany an-toerana nandamina ireo mpitrandraka ny inspektera […]

Andavanandro : Hiakatra ny vidim-piainana afaka volana vitsy

Ahina hiakatra ny vidim-piainana eto Madagasikara manoloana ny toe-draharaha iraisam-pirenena sy ny ady ao Moyen-Orient. Mivoitra amin’ny vinavina nataon’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) izany. Mety hahatratra 10,1% ny tahan’ny fidangan’ ny vidim-piainana eto Madagasikara amin’ny volana desambra 2026 raha 9,3% ny vinavina napetraka tany am-piandohana, araka ny fanadihadiana nataon’ny Banky […]