Tsy misy intsony ny fandeferana ho an’ireo tsy manara-dalàna ho an’ny fampianarana ambony. Efa ampy ny fanentanana natao. Mihatra amin’izay ny sazy. Tsy ankitsitsy fa avy hatrany dia raisina ny fepetra ho an’ireo sekoly ambony misokatra tsy ara-dalàna. Tao anatin’ny fanaraha-maso nataon’ny tomponandraikitra no nahitana fa misy toeram-pampianarana mbola tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
DES IDEES EN GOGUETTE 12 08 2026
Afrobasket U18: Hidona amin’i Senegal ny Ankoay anio
Laharana fahadimy ny Ankoay Madagasikara, nandritra ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny “Afrobasket”, sokajy lehilahy U18. Fifaninanana tanterahina any Abidjan Côte d’Ivoire. Fandresena roa nanoloana an’i Gabon sy i Maroc ary faharesena tokana tamin’i Mali, ny vokatra azon’izy ireo ka mametraka azy amin’io laharana io. Na izany aza, tafita hiatrika ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Mahajanga, ny 13 ka hatramin’ny 15 aogositra ho avy izao ny Rallye du Boeny. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny hazakazaka fiarakodia. Fifaninanana karakarain’ny klioba Go Janga. Miisa 35 ireo mpanamory hiady lohany, amin’ity andiany faha-19 ity. Hifarana anio, eny amin’ny Soa tanàna Ambohimanga […]
Rugby – XXL Top 12 : Nahemotra ny famaranana
Raha efa voalahatra fa hotanterahina ny alahady 16 aogositra ho avy izao, ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Top 12, voatery nahemotra izany. Tsy avy amin’ny Malagasy rugby fa noho ny fangatahan’ny orinasa Star, mpanohana ny fifaninanana. Araka ny fikaroham-baovao natao, mbola maro ny zavatra sahanin’izy […]




