Trois mois après sa création, le Collectif Gen Z Madagascar a tenu une assemblée citoyenne samedi à Antananarivo. Outre le renforcement et la répartition des rôles au sein du collectif, le contexte actuel de la Refondation, a également été à l’ordre du jour. A cette occasion, les membres de la […]
Auteur/autrice : Adnews
Atleta namiratra: notolorana mariboninahi-pirenena sy mari-pankasitrahana
Niaka-dapa, ny sabotsy teo , teny Iavoloha, ireo mpilalao sy atleta namiratra teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, tao anatin’ny roa volana. Notoloran’ny fitondram-panjakana mariboninahi-pirenena sy mari-pankasitrahana ny atleta teo amin’ny taranja Sport automobile, Razanakoto Iaro Niaina. Tompondaka tany Thailand nanomboka ny taona 2019 ka hatramin’ny 2021 izy, izay nanova sehatra ho […]
Tovolahy tratra tetsy Ambanidia: nanolana zazalahy, saika matin’ny fokonolona
Voasambotra teo am-panolanana zazalahikely vao dimy taona ny lehilahy iray, afakomaly, teny Ambanidia. Nanamparan’ny mponina ny hatazerany, efa naratra mafy vao navelan’izy ireo. Naolan’ny tovolahy 17 taona iray tetsy Ambanidia Volosarika, afakomaly, tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro, ny ankizilahikely vao 5 taona monja. Tany amin’ny fivoahan’ny maloton’ ilay zaza […]
Pétanque: Yves Sédrick Rakotoarisoa couronné Boule d’Or 2025
Le tireur malgache Yves Sédrick Rakotoarisoa, âgé de 26 ans, a été sacré « Boule d’Or 2025 » hier par les organisateurs de Zone Pétanque. Cette distinction individuelle, considérée comme l’une des plus prestigieuses du monde de la pétanque, récompense le meilleur joueur de la saison sur la base d’un vote populaire […]




