Auteur/autrice : Adnews

Lalànan’ny asa: Mampigadra ny fanararaotana any anaty orinasa

Nampahafantarin’ny minisiteran’ny Asa sy ny asam-panjakana ary ny fampanananasa ny fehezan-dalàna mifehy ny asa, laharana 2024-014, andininy faha-358, miresaka ny amin’ny herisetra sy fanararaotana eo amin’ny tontolon’ny asa. Voalazan’izany lalàna izany fa na iza na iza ao amin’ny toeram-piasana ka meloka noho ny fa­nararaotana ara-tsaina dia sazina an-tranomaizina 3 vo­lana […]

INDRAY MIJERY

Nanara-maso ny fizotry ny asa fanavaozana sy fanitarana ny UniPod, izay atao eo Tsimbazaza, ny mi­nisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy. Toerana hampifandraisana an’ireo tanora, mpikaroka sy mpandraharaha, hahafahan’izy ireo mamolavola he­vitra sy fikarohana mitondra vahaolana sy fanavaozana ny ivontoerana. Ho fampandrosoana maharitra […]

Fiahiana ny ankizy sy tanora : Mijoro ny Consortium Kilonga Manonga

Miahy ny ankizy marefo sy mampisitraka zo ho azy ireo ny Consortium Kilonga Manonga. Mivondrona ireo fikambanana hanatratra ny tanjona sy hitady mpiara-miombon’antoka maharitra. Miahy ny ankizy marefo sy mampisitraka zo ho azy ireo ny Consortium Kilonga Manonga. Nampahafantarina omaly, teny Anosy, ny fijoroan’ny Consortium Kilonga Manonga, sehatra iray ivondronan’ireo […]

VAOVAO TAMBATRA

Handray anjara amin’ny salon « solidarissimo » atao ao Colmar, Alsace-France, i Madagasikara. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Salon international du tourisme et des voyages (SITV) », natokana ho an’ny fizahantany maharitra sy mirindra. Atao ny 7 ka hatramin’ny 9 novambra izao ny hetsika, hahafahan’i Madagasikara mampahafantatra ny hakanton’ny Nosy sy hampiroboroboana indray ny […]

Fandaharanasa PLAE IV : Fahombiazana ny tany amin’ny faritra Sofia

Nanomboka ny taona 2017 hatramin’ny taona 2022 ny Fandaharanasa iadiana amin’ny fihotsahan’ny tany, andiany fahefatra (PLAE IV). Teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), novatsian’ny firenena Alemà, tamin’ny alalan’ny KFW ara-bola. Fa­ritra efatra no voakasiky ny fandaharanasa: Amoron’i Ma­nia, Masiatra Ambony, Iho­rom­be ary Sofia. Tanjona ny hiarovana ny […]