Fanitelony amin’ny boky navoakan’i Viviane Rahariniraina ny « Je ne poursuis pas, je me choisis ». Misy fitarihana, fanazaran-tena ary fampironana amin’ny maha boky fampandrosoana ny tena azy izany. Lesona zato sy fanazaran-tena zato. Izay no noraketin’i Viviane Raharinaina anatin’ilay bokiny, “Je ne poursuis pas, je me choisis”. Hampahafantarina ho an’ny besinimaro, […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampianarana ambony : Miantoka ny kalitaon’ny fampianarana ny rafitra HAE
Natao, omaly, tetsy amin’ ny Mesupres Fiadanana, ny fampahafantarana sy fampiofanana momba ny sehatra niomerika “Habilitation”, “Accréditation” ary “Équivalence” HAE. Niarahana tamin’ireo tomponandraikitry ny toeram-pampianarana ambaratonga ambony miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana izany. Miisa 546 ireo antontan-taratasy voaray hatramin’ny 10 jolay 2026, raha manodidina ny 250 kosa ireo antontan-taratasy […]
Vallée de l’est : Mitohy ny fanadiovana ao Masay
Fotoanan’ny maintany toy izao no anaovana ny fanadiovana ireo karazana lakandrano hahafahana miatrika ny fahavaratra. Manohy ny asa ny Apipa ka mizara ho ekipa maromaro ny mpiasa. Tanjona ny hahafahana manatanteraka asa amin’ny toerana maro indray mandeha. Ny iray amin’ireo ekipa dia miasa eny Masay, manohy ny fanadiovana ny Vallée […]
Fihaonambem-pirenena ho an’ny tanora : Nanome soso-kevitra ny Observatoire de la Jeunesse
Nanara-maso akaiky ny zava-nisy nandritra ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny tanora ny Observatoire de la jeunesse. Nitondra soso-kevitra hanarenana ny lesoka izy ireo. Nahatsikaritra ny Observatoire de la Jeunesse fa nisy tsy fitoviam-pijery teo amin’ny samy tanora, momba ny fanatanterahana ny fihaonambem-pirenena ho an’ny tanora, natao ny herinandro teo. Vokatry ny […]
Vary hafarana : Mihatra ny haban-tseranana 20%
Hamafisina ny fiarovana ny vokatra eto an-toerana sy hampiharana ny fepetra vonjimaika mahakasika ny vary hafarana. Nihatra nanomboka ny 17 jolay teo ny haban-tseranana 20% amin’ny vary hafarana sy hetra fanampiny 5% amin’ny Riz de luxe. Haharitra efa-bolana ny ny fepetra raisina ary hodinihina arakaraka ny fivoaran’ny toe-draharaha ny mbola […]




