Auteur/autrice : Adnews

Anosy : Mpanendaka saika matin’ny daroka

Voasambotry ny mpandalo ny mpanendaka iray teo amin’ny toerana tsy lavitry ny Carlton Anosy, omaly. Mpian­dry taxi-be nijoro teo amin’ny fiantsonana no nanaovan’io lehilahy io ny asa ratsiny. Nosintomin’io lehilahy io ny entana teny amin’ilay mpiandry fiara iombonana. Niantso vonjy avy hatrany anefa ny lasibatra. Tsy nitazam-potsiny ireo manodidina fa […]

Hetsiky ny Gen Z : Efatra ny olona voasambotra, dimy naratra ary roa hafa torana

Nihamafy ny fifandonana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ireo mpitolona avy amin’ny Gen Z, omaly. Vokany, efatra ireo olona naratra, roa hafa torana, ary efatra voasambotra. Efa navotsotra omaly ihany ny iray. Nirefodrefotra ny entona mandatsa-dranomaso tetsy Anosy, Mahama­sina ary Anosibe, nanomboka tamin’ny 12 ora atoandro ha­tramin’ny hariva, omaly. Ni­kasa […]