Un nouveau Premier ministre nommé. Face aux récentes tensions sociales et à la grogne croissante de la jeunesse, le président Andry Rajoelina a annoncé la dissolution du gouvernement le 29 septembre. Dans la soirée de ce lundi 6 octobre, il a nommé le général de division Fortunat Ruphin Zafisambo au […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Namoaka fanambarana koa ireo vondron’ny olobe, tarihin’ny Jly Ramakavelo Desiré. « Miantso ny mpitandro filaminanana hampitsahatra ny herisetra handratrana vahoaka maneho hevitra izahay. Aoka ho mailo ka tsy hivaona amin’ny hevi-dehibe hitolomana. Vonona ho elanelam-panahy hamaha ny olana sy hifampiresaka izahay », hoy izy ireo. Anisan’ireo nidina an-dalambe ireo olom-boafidy: mpanolotsain’ny tanàna […]
Pam : “Miantso ny FFKM handray andraikitra”
“Ankehitriny, manao antso avo ny filoham-piangonana efatra mirahalahy sy ireo rantsamangaika eo anivon’ny fiangonana rehetra izahay: handray andraikitra momba izao”. Io ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ny Vondrona Panorama, Antanimena, Médiation active et inclusive (Pam), Randrianirina Jean-Ignace, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao. Tsy avela ho potika sy ho very ny firenena malagasy. […]
Praiminisitra vaovao : Voatendry ny jeneraly Zafisambo Ruphin Fortunat
Voatendry halina ny praiminisitry ny marimaritra iraisana. Napetraky ny filohan’ny Repoblika tamin’ny jeneraly Zafisambo Fortunat Ruphin ny fitokisany. Miandrandra ny famahana krizy ny olom-pirenena. Notanterahina, halina, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fanendrena ny praiminisitra vaovao hisolo ny toeran’i Ntsay Christian. Noraisin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry ny didim-panjakana laharana faha-2025-1035 manendry ny […]
Sasa-miandry!
Tapitra izay ny fe-potoana niresahana Praiminisitra, dila ny fe-potoana. Andrasana ny ho fivoakan’ny mpikambana mandrafitra ny governemanta. Hatreto, tsy misy mipika izay fikononkononana mahakasika izay any ambadika any. Toa mangina tanteraka ny fanoloana ny mpikambana, izay tena ilaina maika sy tokony ho hamehana tokoa. Raha manjohy akaiky ny hodidina […]




