Auteur/autrice : Adnews

Minisitra Sahondrarimalala Marie Michelle : Samy migadra izy sy ny reniny !

Nivoaka omaly ny didy mahakasika ny minisitry ny Fampianarana teo aloha, Sahondrarimalala Marie Michelle. Voaheloka migadra dimy taona sazy mihatra izy. Marihina fa samy any am-ponja izany izy sy ny reniny, ankehitriny. Nivoaka omaly ny didim-pitsarana manameloka ny minisitra teo aloha sady olom-boafidy tao Fiana­rantsoa I. Nomelohin’ny fitsarana higadra dimy […]