Mahatratra 3 019 ireo tanora nisitraka fiofanana maimaimpoana tao amin’ny Orange Digital Center Madagascar hatramin’ny fiandohan’ny taona. Anisan’ireo faritra nanaovana izany ny teto Antananarivo, Fianarantsoa ary Antsiranana izay nifantoka tamin’ny fahaiza-manao niomerika, ny sehatrasa ary ny fandraharahana. Ny tontolon’ny niomerika toy ny fanaovana tranonkala, fanadihadiana angondrakitra, faharanitan-tsaina artifisialy (IA), « marketing […]
Auteur/autrice : Adnews
SPAT-SMATP : Fotodrafitrasa hikarakarana ny entana
Natao sonia omaly 30 septambra, ny fifanarahana eo amin’ny Orinasa sinoa-malagasy momba ny asa vaventy (SMATP) sy ny Orinasa mitantana ny seranan-tsambon’i Toamasina (Spat). Ao anatin’ny tetikasa Vovonana maromaro mahakasika fanorenana sy ny seranan-tsambo any Tsarakofafa Toamasina izy io. Nohazavain’ny tale jeneraly ny Spat, Randriambahoaka Heritiana Anicet, fa ny orinasa […]
Hanomboka ny tetikasa : Hamokatra herinaratra 120 MW ny Tohodrano Volobe 2
Tontosa, omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana (Protocole d’accord) amin’ny tetikasa Volobe Amont. Dingana lehibe hivoaran’ny tetikasa. Nanatontosa ny fanaovan-tsonia ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Rabearimanga Radonirina Lucas, sy ny tale jeneraly ny CGHV, Rémy Huber. Nanatrika ny fotoana ihany koa ny filohan’ny Fanavaozana ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nahitsy ireo fiarahamonim-pirenena ary nitaky ny tetibola ho an’ny fifidianana. Nambaran’izy ireo, omaly, fa hiatrika fivoriana ara-potoana faharoa ny solombavambahoaka amin’ny herinandro fahatelo amin’ ny volana oktobra. « Hodinihina amin’izany ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana ka tokony hazava ny vola ho an’ny fifidianana », hoy izy ireo. Mila mailo ny […]
Ben’ny tanànan’ny fanavaozana-FBF : Miray hina hiatrehana ny olana eny ifotony:
« Tsy hifaninana amin’ireo vondrona hafa na hanilika fa haneho firaisankina hikaroka ny fomba maharitra hamahana ny olana rehetra mianjady amin’ny kaominina sy ny vahoaka eny ifotony, toy ny ara-tsosialy, ny tsy fandriampahalemana ary ny fotodrafitrasam-pampandrosoana ny FBF. Amin’ny maha olom-pirenena sy tomponandraikitra voafidim-bahoaka anay ny antony nananganana izany”, hoy […]





