“Ny mahatonga antsika tsy mahatratra ny fanatanterahana ny torolalana 40 amin’ny 40 amin’izao dia satria elaela ihany ny fanatanterahana ny fanavaozana”, hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Samifin, Rajaonarison Mamitiana, teny Ambodivona, omaly, taorian’ny fanombohana ny atrikasa nanaovana tombana momba ny ady amin’ny famotsiam-bola eto Madagasikara. 29 amin’ireo torolalana 40 no […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsy voatery miteny foana
Mandalo ambana amin’ny mety hisiana krizy sosialy isika eto Madagasikara, amin’izao fotoana. Mahazo vahana sy miseho tsikelikely ny fikotrokotrohana korontana. Misy mitady hampirehitra ny afo mahakasika fanoherana ireo olana mianjady amin’ny andavanandron’ny mponina. Manomboka misy mampiaka-peo ny tsy faly amin’ny jiro sy rano tapaka. Ny fidiram-bola maty noho izany. […]
Fivoriamben’ny ONU : Hihaona amin’ny Sekretera jeneraly ny filoha Rajoelina Andry
Ao anatin’ny Fivoriambe faha-80 ny Firenena mikambana (ONU), any New York, Etazonia, amin’izao, nanomboka omaly. Mifanindran-dalana amin’ny fankalazana ny faha-80 taona niorenany rahateo izany. Handray anjara mavitrika amin’izany ny delegasionina malagasy, tarihin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Fantatra izao, ankoatra ny fandraisana anjara fitenenana, araka ny loharanom-baovao voaray, hisy ny fihaonan’ny […]
Tir en l’air du 23 septembre 2025
GranTurismo 4 – 7e manche: une deuxième place prometteuse pour Iaro Razanakoto
Le jeune pilote malgache Iaro Razanakoto continue de faire parler de lui sur les circuits internationaux. Lors de la 7e manche du championnat Gran Turismo 4, disputée ce week-end en Malaisie, il a réalisé une performance remarquable en terminant à la deuxième place au volant de sa Porsche, sous les […]




