Tamboho iray nirodana, vokatry ny orambe tsy niato, tetsy Ambaranjana, fokontany cité Planton Ampahibe, afakomaly tamin’ny 11 ora alina. Nianjera tamin’ny trano iray ambany rihana, izay nahitana efitra telo, teo ambaniny izany, ka nahafaty renim-pianakaviana iray, 64 taona sy tovovavy iray 19 taona iray hafa. Natory tao amin’ny efitra iray […]
Auteur/autrice : Adnews
Niharan’ny fanolanana : Vehivavy bevohoka hita faty niboridana
Hatairana ny an’ny fokonolona raha nahita fatim-behivavy iray tokony ho 45 taona, nisy nanipy tamina kirihitr’ala ao Ambodiantafana RN 5, omaly maraina. Tsy lavitra ny arabe no nahitana ny fatiny, akaikin’ny toeram-pivarotana hanimasaka sy voandalana ho an’ireo olona mifamezivezy amin’iny lalana iny. Tonga teny an-toerana nanao fizahana ny razana ny dokotera […]
Nirefodrefotra ny basy : Jiolahy roa maty voatifitra teny Andohatapenaka
Nifanenjehana teny Ampasika sy Andohatapenaka ry Ramahagaga sy ny tariny, omaly hariva. Vokany, roa no maty voatifitry ny polisy. Ny iray azo sambo-belona. Jiolahy roa lavon’ny balan’ ny polisim-pirenena avy amin’ny Fip, omaly, tetsy Andohatapenaka, tokony ho tamin’ny 3 ora tolakandro. Iray hafa azo sambo-belona. Niafina ora maro tao anaty […]
Crise de la filière vanille: les acteurs en quête de solutions
Les acteurs de la vanille dont les exportateurs et les représentants des agriculteurs, se sont réunis, hier dans la région Sava, pour trouver des solutions à long terme visant à surmonter la crise qui touche la filière actuellement. Les discussions étaient axées sur le renforcement des compétences des acteurs, la […]
Projet Volobe: finalisation du dossier de financement et lancement des appels d’offres
Le barrage hydroélectrique de Volobe, situé le long de la rivière Volobe, devrait bénéficier à environ deux millions de personnes supplémentaires, en fournissant une électricité fiable et verte. Aujourd’hui, le projet a franchi une nouvelle étape, avec la mise en œuvre des plans socio-environnementaux, la finalisation du processus de bouclage […]