Mba hampirindra tsara ny fanomanana sy hahazoana miady ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2028), hatao any Los Angeles, atleta valo mianadahy hisitraka vatsim-piofanana avy amin’ny Solidarité olympique. Ho fanomanana ny lalao Olympika (JO 2028) tanterahina any Los Angeles, nivoaka ny anaran’ ireo atleta hisitraka ny vatsim-piofanana avy amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Niry-Solosoa : Hamoaka ny « Dia… »
Iray amin’ireo andrin’ny haisoratra malagasy Rasolomahenina Manirisoa, fantatra amin’ny solon’anarana hoe Niry-Solosoa. Hamoaka ny amboaran-tononkalony voalohany, mitondra ny lohateny hoe “Dia…” izy, ny 24 oktobra izao. Hotanterahina eny amin’ ny Cité de la culture Antaninarenina izany, miaraka amin’ ny “édition Teny”. Efa ela no nanoratra tononkalo i Niry Solosoa ary […]
Tanora Masina Itaosy – 35 taona : Hatao eo Imahamasina ny ivon’ny fankalazana
Angamba ny Tanora Masina Itaosy no antoko mpihira nahavita seho maro indrindra tao anatin’ny 35 taona nisiany. Mbola mitohy izany ary ho goavana indrindra ny ivony. Ny 8 desambra 1991 no teraka ny antoko mpihira Tanora Masina Itaosy. Araka izany, anatin’ny fankalazana ny faha-35 taona nisiany izy ireo, amin’ity taona […]
Varavarana misokatra eny Avaradrano : Navoitra ny drafitra momba ny fanajariana ny tany
« Mitombo haingana be ny mponina an-tanàn-dehibe ka tsy maharaka ny filana tany sy ny fanorenana”, hoy Ramaroson Miary, talen’ny Toeram-ponenana sy ny fampanajana ny lalànan’ny fanorenana, nandritra ny varavarana misokatra mahakasika ny tontolon’ ny fanajariana ny tany, tetsy Alasora, omaly. Nambarany fa « lasa maro ny olona manorina trano eny amin’ny […]
Morondava : Nametrahana takelaka mamoaka odimoka
Notanterahina ny fiandohan’ny herinandro teo ny fanombohana ny hetsika sosialy fametrahana maimaimpoana ny takelaka manaparitaka odimoka (diffuseur spatial – DS). Amin’izao fotoam-panavaozana izao, mijery ny paikady rehetra ny fitondram-panjakana hanamafisana sy hanafainganana ny fanafoanana ny tazomoka eto Madagasikara. Fitaovana vaovao entina manampy sy manamafy ireo paikady fisorohana efa natao izao […]





