Après six années d’interruption, le Gouvernement a relancé la revue semestrielle de l’exécution budgétaire de l’État, hier au Centre de conférences international (CCI) d’Ivato. Cet exercice mesure les résultats du premier semestre, identifie les blocages et défini les priorités des six prochains mois. Au cœur des ambitions, les Programmes d’investissement […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifaninanana «Pronostic Mondial 2026» : Lasan’i Roberto Carlos ny Moto électrique
11 andro taorian’ny fahavitan’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany amin’ny baolina kitra “Mondial 2026”, notanterahina, omaly, ny fanolorana loka ho an’ireo mpanjifa ny World Cola (Woco), tamin’ny “pronostic score” sy ny “pronostic champion”. Natao teny amin’ny foibe toeran’ny Star Andranomahery izany. Nandrombaka ny loka goavana, “moto électrique, marque QJ Motors”, i […]
Tsipy kanetibe – «Mondial Junior» : Nivatravatra fiditra ny ekipa malagasy
Tsy nihafihafy fa avy hatrany dia nametraka ny anarany ny Malagasy eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026 », sokajy Junior. Nahazo fandresena nandritra ireo lalao ho an’olon-droa, lahy sy vavy, miaraka ny ekipa. Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja Santa Susanna, Barcelone Espagne, ny fiadiana ny ho tompondaka […]
INDRAY MIJERY
Notanterahina tao Antsirabe, ny 21 ka hatramin’ny 23 jolay lasa teo, ny atrikasa fanavaozana sy fanatsarana ireo Référentiels ho an’ny asa « machiniste en conféction » sy « maintenancier en machine à coudre industrielle ». Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Unesco, amin’ny alalan’ny tetikasa Bear […]
Ady amin’ny herisetra : Hitondrana hafatra ny zavakanto
Tsy natao ho fialamboly sy fanehoana talenta fotsiny ny zavakanto (teatra, slam, mozika, dihy…) fa azo ampiasaina hitondra hafatra hiteraka fiovana toe-tsaina sy fiovam-pihetsika eny anivon’ny fiarahamonina ihany koa. Nisafidy ny hitrandraka ny zavakanto ho fitaovam-panentanana hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (VBG), hampijoroana ny zon’ny […]




